Vous êtes ici

[Kopyela] - Efa tsy rariny loatra ny zava-misy ety an-toerana! lavaka sady manangon-drano tsy misy otrzany ny lalana, miteraka fitohanana be ! lasa tara avokoa ny mpiasa satria embouteillage grave be avy aty ankazomanga atraty andraharo ! mila jerevana ifotony io ry tompon'andraikitra a! sady mety miteraka aretina iany koa lay rano miangona

[Riri] - Sao dia mba tsy tokony hividy fiara intsony aza aloha ny olona manam-bola aty an-drenivohitra @zao eh? Ny lalana efa tery sady potika, avy eo tsy misy toerana anasinao ny fiaranao tsony fa apekarinao eny @ trottoir ny fiaranao de aiza indray ny lalan'ny mpandeha tongotra, ny rivotra maloto, ny solika miha-lafo....

[Flavio] - Tena mampalahelo mihitsy ny mpianatra amin'izao satria efa mirongatra eto amintsika koa ilay persecution scolaire toy ny any am tany mandroso! raha toa enao tsy mitovy fomba, fanao, sy fitiavana am lafiny rehetra dia gafigafiana , darohina mihitsy aza, omena surnom manala baraka! itako tena tsy rariny izany ary tokony dinihina akaiky ny égalité des droits any am sekoly isan'isany

[Nyantso] - tsy rariny mihitsy ny mahazo ny mponina eto andrenivohitra amin'izao! miroboka anaty maloto noho ny fahatsetsemana sy tsy fahampian'ny lalandrano ! mitsikafona avokoa ny maloto rehetra, miangavy ny bngrc sy ny commune ary ny samva andray ny andraikiny fa tena tsy mendrika izany ny vahoaka na dia ny avoretrany iany aza no mahatonga io

[Andokely] - Izy ity moa izany dia situation nirongatra be tam mapiesona teo, ny fangalarana tany izany, tany izay efa mana tompo anefa dia lasan'ny vahiny avokoa! tena tsy rariny satria ny gasy no nanajary teo nefa ny vahiny mamantam-bonona

[racl] - JIRAMA sady ratsy service no mpangalatra

Mba mailo rehefa mandray ny facture Jirama fa ohatra ny anay zao dia nanjary nisy "consommation" rano izany 3 777,0 Ar kanefa dia tsy manana compteur rano akory izahay. Efa nanaovana fanamarihana tany amin'ny Jirama io ny volana lasa dia noraisiny soamantsara ny taratasy. Tonga anefa ny facture manaraka mbola io voasoratra eo ihany ny fisian'ny "compteur fictif" rano dia nolazaina indray fa hoe 11/11/17 ny ancien index , ary 12/12/18 ny nouvel index. Diakny na tsy mahay ny asany ny mpiasa ao Agence Mahavoky na halatra ankitsirano tsotra izao

[Anicet] - L'état des routes du pays, notamment à la capitale est désastreux, créant des bouchons monstrueux et un ralentissement de la vie au quotidien pour les Tananariviens, Ce n'est vraiment pas acceptable, Prenez vos responsabilité chers dirigeants, au lieu de retaper des routes, faites des routes de qualités, ne lésiner pas sur les moyens et les matériels de qualité ! Madagascar le mérite bien

[Falikely] - Ts azo atao ny manaiky ny ataon'ireto mpitokona eo analakely ireto! zareo no te itokona koa ny fitadiavan'ny madinika no voahelingelina! tena ts mety kosa an! sady tena tsy rariny e! raiso ny andraikitrareo tompon'andraikitra

[Kopyela] - To lasa 500ar avokoa n frais rehetra eto andrenivohitra! efa nekena iny! fa ny ts rariny dia le oe arret iray ve de 400ar! tahaka ny manararaotra loatra indray ireo mpitatitra

[kiady] - Tena ts rariny kosa n ataon'ny mpitandro filaminana! Tokony avela hitokona am-pilaminana ny olona fa ts sakanana! zao lasa misy savorovoro indray !

Pages