Vous êtes ici

Manana ny rariny ve ny vahoaka hampiatra n alahelony sy ny hatezerany am mpangalatra sns...
Mba omeo oe n hevitrareo

- Mitaraina ny Mponin'Atsimondrano, vao omaly. (Resaka tany)- Ny fifamonoan'ny Malagasy. (Ny vahoaka rehetra efa mitaraina).- Ny kolikoly. (Efa nanaporofo izany ny vahoaka teny amin'ny HCC ny ampitson'ny fifidianana ilay lalam-pifidianana).

Slm,Izaho ndray rehefa tezitra de mila mitabataba be, de avy eo zah calme oatra tsy naninona fa ireo olona notezerako no tezitra amiko ndray.

Mazava ny lalan'i Ra8.Soraty hoe: "Mirary soa " izay maka azy.

Manao BEPC ao @ lycée Nanisana ny zanako. Kivy be aho fa 3/table le mpiadina . Tena tsy firaharahina ny kalitao ny fianarana izao amiko

Manao BEPC ao @ lycée Nanisana ny zanako. Gaga aho fa 3 par table ny mpiadina ao. Tena mahakivy tanteraka le tsy firaharahans ny kalitao ny fampianarana eto

ENY wa mifalia ry zatovo dieny mbola tanora!!!

.. tamin'iny nandalo eran'ny tanana, hatrany ambanivohitra anytamin'iny nandalo ho aho, dia nanomboka teo aho no voan'ny gripa ; gripa hafahafadia tratra daholo ny tato antrano. Izaho izay tsy dia andairan'ny aretina loatra.Iny mantsy afaka mandraraka zavatra dia entin'ny rivotra eny.Any no alehan'ny saiko amin'izao fotoana mampisavoritaka ny saim-bahoaka sahirana izao. Mety tsy mampiahotra izay efa ratsy fanahy mihevitra fa mahita tombony amin'ny fijaliam-bahoaka, ny mamono olona amin'izao.

inona avy cas efa hitanareo ? trop be loatra lay abus de pouvoir ndray2

gaga ny tena fa isaky ny mandefa vola @ WU dia latsaka ambany be foana ny taux andry zareo, omaly dia mbola 3600 mihoatra kely teo nefa ny any Mada milaza fa mahatratra 3800/3900 farany ambanyIo taux io ve ho an'izay manakalo any Mada ihany sa ny WU no mangalatra? tena tsy azoko

Pages