Vous êtes ici

Bjr daholo..mba mangataka avis aminareo aho zay mba mahalala..afaka firy mois vao afaka mitondra fiara refa avy natao cesarienne? Misaotra indrindra

Par : NofyL
Bonjour, za natao césarienne.
Bonjour, za natao césarienne. Ny 10 jours volohany (mandrapanala kofehy) no tena marary faratampony, fa vo afaka ny kofehy dia mihena ny douleur. 20 Jours eo efa tsy maheno n'in'in saingy mila mitandrina (tsy manao talon, tsy mibata zavatra mavesatra sns). Ny conseil-ako: 30 jours après opération au plutôt vo afaka mitondra fiara satria sady miforitra ny kibonao no manao effort physique ny tongotrao. Asa izay avis-an'ny hafa; mirary soa o
Par : Nathy
Bonsoir, Mitovy hevitra amin
Bonsoir, Mitovy hevitra amin'i Nofy za. 1 mois. Fa raha ngezangeza ianao, zany hoe misy tavy be ny kibo d aleo any am 2 mois any mihitsy vao manao effort be e
Par : haler
Aza maimaika retsy ah,
Aza maimaika retsy ah, manjary tsy sitrana tsara ny fery anaty. Miandrasa 2 mois vao manao zavatra mafibe

Ajouter un commentaire

1 + 14 =
Trouvez la solution de ce problème mathématique simple et saisissez le résultat. Par exemple, pour 1 + 3, saisissez 4.