Vous êtes ici

Salama daholo, Feno panda be tsy mety afaka ny tarehiko efa ho folo taona. Efa tapitra naleha daholo ny dermato teto Antananarivo, hatr@ Dr Jean Charles Ampandrana ka hatr@ Pr Rapelanoro, IHS, Befelatanana, Mahamasina, Dr Patricia Espace Médical fa e e e... Nisy niteny aho hoe izany Dr Richard ao Antsakaviro izany... Saingy tsy ananan'ilay olona intsony ny contact-ny... sao dia sao mba misy manana nareo? Misaotra betsaka !

Ajouter un commentaire

4 + 0 =
Trouvez la solution de ce problème mathématique simple et saisissez le résultat. Par exemple, pour 1 + 3, saisissez 4.