Vous êtes ici

Mba mangataka témoignage ho an'izay cas positif nefa porteur sain na izay mahafantatra hoe tena tsy nisy signe mihitsy ve na kely ary? De tsy nisy traitement natao fa tena afaka hoa azy ilay virus? Misaotra sy mirary soa antsika rehetra ho lavitry ny corona

Par : Linah
Isika rehetra efa sami misi
Isika rehetra efa sami misi abi fa vatantsika misi hoe mazaka na tsia Zahay efa VO. Le 24juin sery niatomboani.25,26 tsy nahere ninin tsoun..28 dfa afaka nenai.D nanatona doc satria TS nahare tsirokanina.nanavy, afafa niorona...niandoha marary afafa Dia zay tsy nanapo oe covid fa namonji doc KO tsy sahy nlaza fa sokirinai.dfa forme corona f forme simple ,tsy manino a na tsy anao test nareo ôuzi Nomeni fanafodi zai:gramocef,padotherin sirop,vita C *2 finana azi(10j ninnai anreo) D sakafo arapahasalama s voanakzo no asaina oaninai betsaka ..d nievoka ,manao gararaka isakariva am ranotsira D nieno conseil anolona tato. Mtsako tongolo Manao mafana fona indrindra tratra Nosoranai baume fosa.niorona s'y tratra Misotro zavatra mafana fona(thé gingembre,olive) tena tsara Dia nievoka ravirsara+Ravina voasary Mirary soa
Par : Di Anah
ien, nanobok 24juin narar an
ien, nanobok 24juin narar an-do d nafana d rerak, ef niotr mits az d leo, aveo nade dok naazo fanafod calcivit,d amox d paracetamol efervescent, lany zay d ts naen fofon mits, ts nade dok tson f ninan spiruline, nanw tongol, sakamalo, evok sns, zao vo miverin maen fofona tsikeli2
Par : Fidisoa raz
Mpiara miasa amiko tsy nisy
Mpiara miasa amiko tsy nisy soritraretina afa tsy ny tsy maheno fofona dy tsiro. Quarantaine tao antrano nanao repos. 15 à 20 jours namerina test dia sitrana. Tsy nivoaka nyvtrano sao mamindra amin ny hafa. Tsy nihinana fanafody.
Par : Rindra2
za zao ten postif fa sitrana
za zao ten postif fa sitrana tato atran,porteur sain ny vadik sy ny zanako fa sitran zay,20 jrs
Par : Reecka
Misy tsy misy symptômes
Misy tsy misy symptômes mihintsy na kely ary fa manao test positif. Manatona Dr fa misy traitement omendry zareo. Ny ady gasy tohizana foana. Ny geste barrière sns arahina antsakany sy andavany. Indrindra aza adino ny mivavaka fa tena izay zava dehibe. Atao ambony ny moral. Mirary soa indrindra.
Par : JennyFer
Izaho positif,NY vady
Izaho positif,NY vady amanjanako porteur sain ,tsy maninona mitsy.T@ zao narar tsy narar b fa tsy maeno odeur sy tsy maeno goût .Ny équipe covid mlaza anome traitement fa atreto bola tsis efa 1 mois et demi zay fa za sitrana,izaho aloha tsy sepotra be na forme grave,tsy ninan afa tsy fervex d nanao evoka,nis chloroquine 1 plaquette d azythromicine 3 zay ian noaniko d afak ilay mavesbesatra teo am tratrako,mverina normal be izaho zao,thé sakamalaho mamay be zay zaka no nosotroiko 3 fois par jour.Personnellement,za tsy nisotro covid na kel aza ,sad tsy mino fa misy effet,famille ko msotro fona isanandro fa bola tratra,otran tsis effet akory fa rein no ho attaqué tambavy lava io après.Samia tsara daholo,mirary soa sy fahasalamana ho an ny rehetra.
Par : anonyme
Ts maintsy misy signe ka!de
Ts maintsy misy signe ka!de ts maints mihinana fanafody kou fa ts misy anzany sitranq ho azy zany
Par : Rantokely
Za ts naheno fofona na d kely
Za ts naheno fofona na d kely, na mande WC ts heno fofo*******, d tsy naheno tsironkanina koa na misotro tôka otrn misotro rano
Par : Wendy
Nena ts naeno fofona no ef
Nena ts naeno fofona no ef nis tamko. . Ts mahare fofona nin2 mints de ny orona marary b vo mfoka rivotra,, ts aiko na Corona n'a ts fa za ts nanao test mo ts nis signe hafa mpotra ko Atramnzao
Par : Haja Rav
Tongolo gasy +oignon
Tongolo gasy +oignon+sakamalaho+tantely andomana azy rehetra de evoka ihany de vita ra vo mahatsiaro mis hafahafa miainga fa ts miandry efa loza manambana vo mikoropaka milahatra etsy sy ero."sery vita ao antrano ve andanina vola sy fotona

Pages

Ajouter un commentaire

1 + 17 =
Trouvez la solution de ce problème mathématique simple et saisissez le résultat. Par exemple, pour 1 + 3, saisissez 4.