Vous êtes ici

Anisan'ny tian'ny vehivavy ny manalava volo haingana dia haingana , ka ny vahaolana hitako mety indrindra dia ny cure de sébum
ntaro aloha hoe inona ny atao hoe sebum??
Ny atao hoe SEBUM dia menaka natoraly miforona ao @ volo ka glande sébacée no mamokatra azy.
Misy karazany 3 ny fitrangan'ny sebum @ olona tsirairay;
be loatra ilay menaka miforona :: mahatonga ny volo lasa gras ((cheveux gras))===>manao soin mba tsy haha gras ilay volo
kely ny fiforanan'ny menaka..mahatonga ny volo ho sec na maina ((cheveux sec))===>mila manampy menaka fa tsy ampy ilay anao naturel::toy ny fanaovana bain d'huil in2 isaky ny herin'andro.
antonony ny fiforonan'ny menaka (sebum) volo normal ( cheveux normal)
Misy soin afaka ataonareo @ ireo rehetra ireo..
Cure de sebum: tsy fanasana loha anatin'ny fotoana maharitra (ela) 15j_20j_30j..
Mihoatra tsy ferana..
Sasana madio ny volo: alana daholo izay produit mety ho tavela @ volo: dia manomboka eo ny cure ataonao ..
Ny antony hanaovana azy::
Satria misy an'ilay menaka miforona natoraly @ volonao ao dia mandritra an'io fotoana maharitra tsy hanasana loha io dia : avela hiasa ny sebum( menaka natorly) izy irery no miasa..
Natao naharitra ny fotoana mba hatongavan'ilay menaka na sebum hatrany @ pointe na ny loham_bolo..
Tanjona:
Hanalefaka ny volo
Mahalava azy vetivety..
Hampa_mandina sy hampangirana azy..
Indrindra fa mahasalama azy...
Ny atao::
Sasana tsara.
Tsy manosotra inona ianao mandritry ny fotoana izay hanaovanao azy..
Bangoina fotsiny..tsy manosotra menaka,tsy manosotra inona..
Fa rehefa mangididy dia experience niainako: naka gel aloe vera dia napiako kely an'iny dia nijanona.
Rehefa tsy zaka dia afaka hajanona.
Nb:
Ny volo crepus sy izay somary mahery na miolana be ireny dia tena mila fotoana ela be manao azy.ela ny fiasan'ilay menaka vao tonga any @ pointe..
Matetika olona manan volo tsotra ,sy olioly malefaka ireny no tena mety be @ izy ity.

Par : tif
Raha volo avy natao ve de
Raha volo avy natao ve de toude de tsy sasana mintsy de mety?
Par : sa
tif <<< tsy mety ka volo tsy
tif <<< tsy mety ka volo tsy atao ny mety
Par : kkk
Efa nanandrana 2 semaines de
Efa nanandrana 2 semaines de nosasana fa tsy zaka le mangididy koa
Par : pii
merci nde hanandranna zany :)
merci nde hanandranna zany :)
Par : mm
hahaha sao de fahakamoana
hahaha sao de fahakamoana hanasa loha fotsiny ny betsaka eh 4 mois zan ve tsy efa hisy hao ???
Par : kkk
mmm<<< Ratsy be maheno anareo
mmm<<< Ratsy be maheno anareo amin'ilay hoe Cure de sebum = hakamoana manasa loha lol . Ny cure de sebum mila bangoina foana ny volo 2 na 3 fois par jour , ny fonon'ondana mila soloina matetika sy brosse mila sasana amin ny rano madio foama manjary mangididy ny loha , dikan izany tsy natao ho an'olona hoe " Kamo ilay izy " . Si non tsy misy dikany
Par : Anonyme
merci bcp
merci bcp

Ajouter un commentaire

11 + 4 =
Trouvez la solution de ce problème mathématique simple et saisissez le résultat. Par exemple, pour 1 + 3, saisissez 4.