Vous êtes ici

Salama daholo! Iza no afaka anampy sy itantara ny ato hoe declenchement sy ny zavatra niainany tamin"izany? Ny positif sy negatif? Dia tamin'ny faha firy semaine d'aménorrhée? Mankasitraka indrindra.

Par : maam
Aorian'ny terme fa tsy
Aorian'ny terme fa tsy tsaroako ny SA, 38 SA ngamba izy zay. Mila tratra ny terme sinon tsy viable ilay zaza. Fa maninona no declenchena? Mila raison valable io sinon afoy na ny reny na ny zanaka. Raha ohatra ka efa dila ny DPA + 10 jr eo ho eo, efa mitady ho simba ny ahitra ary efa micaca ny zazakely ao ankibo ao izay vo déclenchena, na didina mihitsy aza. Fa raha sans raison tsy azo declenchena. Ny ahy Opération Césarienne fa ngeza lotra ny zazakely, fa tsy nodeclenchena tsony pour éviter les drammes
Par : anonyme
Inona aloha ny antony
Inona aloha ny antony anaovana ilay déclenchement? Fantatra mialoha ve sa misy olana?

Ajouter un commentaire

15 + 0 =
Trouvez la solution de ce problème mathématique simple et saisissez le résultat. Par exemple, pour 1 + 3, saisissez 4.