Vous êtes ici

Ny tsy fahavitana DEVOIR A LA MAISON dia tena mampisaraka , betsaka ny olona misaraka vokatra io zavatra io , na dia tia anao aza olona iray , fa rehefa tsy mahafa-po sy tsy mahazo fafinaretana izy miaraka aminao dia misy zavatra banga any aminy , tadidio izay .
Betsaka isika manome tsiny rehefa misy olona mampirafy. Eny , ratsy sy tsy tokony hatao ny mampirafy , fa saingy misy antony ny mahatonga olona iray mampirafy, anisany antony lehibe iray dia io tsy fahavitana tsara io DEVOIR A LA MAISON io , de voatery mitady olona hafa izay heveriny fa mahafehy io matière io izy
Tanteraho ny adidy , ary tsy vitany tanterahina fa ataovy tsara antsakany sy andavany , fa rehefa mahavita tsara DEVOIR A LA MAISON ianao , dia tsy te hiala anao izany izy , n'aiza n'aiza alehany , tadidiny foana ny zavatra nataonao anazy . Izay mahatonga isika gaga misy olona heverintsika fa tsy beau couple nefa mifankatia be , tsotra be izany , mahavita DEVOIR A LA MAISON tsara ilay olona miaraka aminy dia lasa tamana izy.
N'iza n'iza ianao fa io zavatra iray io dia itovizan'olona rehetra , mahalasa adala olona io , avy amin'io avokoa ny zavatra tsara sy ny haratsiana rehetra . Ary io ny zavatra iray tsy mba miala ao antsain'olona isan'andro
Fehiny : RAHA TIANAO HO TAMANA AMINAO NY OLONA IRAY DIA TANTERAHO TSARA NY DEVOIR A LA MAISON .

fiber_manual_record Daday
Dernière visite: Il y a 2 months 1 week
A rejoint: janvier 28, 2021
za zany tena efa 2 ans tsy
za zany tena efa 2 ans tsy nanao zahay mivady fa maina be hono ny vadiko, de voatery za mitady madama botabota hanaovana rapport sexuel, fa ny loza de tsy mety maty nena miaraka @ reny sipako reny ... diso ve za ?

Pages

Ajouter un commentaire

2 + 0 =
Trouvez la solution de ce problème mathématique simple et saisissez le résultat. Par exemple, pour 1 + 3, saisissez 4.