Vous êtes ici

F misy eto amitsika v io procédé io tompoko, izany hoe rehefa misaraka dia mifanaraka ny mpisolo vava roa tonta dia manao sonia ny hisaraka ka tsy miakatra fitsarana ny raharaha

Par : jama
Raha tsy fidiana ao am
Raha tsy fidiana ao am parlement io lalana io otrn tsy hisy! sa mety efa misy fa izaho ny tsy mahalala
Par : Anonyme
Mbl sarotra ny hametraka
Mbl sarotra ny hametraka lalàna tahaka izany eto an-tanindrazana
Par : Efa teo
Tsy maintsy voa marina fa
Tsy maintsy voa marina fa nisy diso mitombona natao ny irary vao afaka misaraka. Mbola zay ny lalana sy fiaramonina eto. Aza adino fa t@ voady nisy hoe "na mamy na mangidy"...
Par : ralibb07
za alo anisany te hiditra
za alo anisany te hiditra amin io amzao

Ajouter un commentaire

7 + 10 =
Trouvez la solution de ce problème mathématique simple et saisissez le résultat. Par exemple, pour 1 + 3, saisissez 4.