Vous êtes ici

Salama daholo ny namana forumiste rehetra , mba te hahafantatra fotsiny ry zareo ,indrindra mba mangataka hevitra amin'ireo izay efa nandalo teo , eo am-panatanterahana divorce amin'izao (tantara lava be ,efa afa-nenina tanteraka ) , ny tsy azoko kely dia mangataka ny hanomezana azy ny titren'ny trano ho eo am-pelan-tanany ny avocat-ako , tokony ilainy ho atao inona moa izany ? omena azy sa tsia , Sa hoe ilain'ny tribonaly ny maka an'io mandritry ny divorce hahafahany manao ny fizaram-pananana amin'ny mpivady hisaraka ? Mba misy afaka mitantara ny experience-ny ve eto momba an'io fizaram-pananana io , tena gaga aho , tsy ny tribonaly fotsiny ve no mandidy sy manapaka ny contrat de mariage nifanaovan'ny mpivady tany aloha , Sa tena ilaina ilay mamoaka titre ? Misaotra indrindra ho an'ireo izay hamaly, Mirary soa ho antska rehetra.

Par : anonyme
Anontanio azy mazava ny
Anontanio azy mazava ny antony, tsory aminy ny fisalasalanao. Tokony ny tribonaly tokoa mantsy no mizara, mety zara vilana foana satria vosazy ilay diso d omena anjara kely
Par : NOrmal
Normal raha mangataka izy
Normal raha mangataka izy satria izao no (mety ho) antony: Ny titre no document officiel miaza hoe an'iza ilay tany + trano. Raha misoratra aminao irery dia anao izany iny indrindra raha lovanao. Raha noharianareo mivady tao anaty fanambadiana ilay izy kanefa nisoratra taminao a la fin dia mety afaka mangataka ilay vadinao hanana anjara amin'io. Ny tranga nisy toy ny an'ny ray amandreninay, nisara-panambadiana t@ vadiny voalohany i papanay avy eo nanambady an'i mamanay. Niary izy sy mamanay ka nividy tany ary nahatsangana trano. Tsy nisara-belona izy sy mamanay fa nisara-maty saingy ny tany sy trano nizara 1/3 - 2/3 satria nivady t@ fotoanan'nny regime ki******* telo andalana izy ary maty talohan'ny niovan'ny régime ho zara mira. Vokany, ny anjaran'i papanay nizara taminay zanany t@ mamanay sy ny zanany t@ vadiny voalohany ary ny anjaran'i mamanay nizara teo aminay zanany irery. Izahay anefa nanantena hoe ny antsasany zarainay @ ireo 1/2 frere sy 1/2 soeur ary ny antsasany anay zanak'i mamanay. Somary nisy déception ihany saingy avocat tao anaty famille côté maternel mihitsy no nanazava taminay ka dia nanaiky izahay
Par : net
mampalahelo tokoa zany
mampalahelo tokoa zany miafara @ divorce zany... :'(

Ajouter un commentaire

3 + 5 =
Trouvez la solution de ce problème mathématique simple et saisissez le résultat. Par exemple, pour 1 + 3, saisissez 4.