Vous êtes ici

Miarahaba antsika rehetra nahatratra ny taona vaovao 2019.

Mba saika hanontany nge azafady raha misy mahalala ny momba ity resaka mère porteuse sy don d'ovocyte eto amin-tsika ity e. Toy izao mantsy ny zavatra hitako tao amin'ny forum/sujet FIV Rakotobe moov.mg :

05/10/2018 11:55 #14
Par : Kanto! bjr !! za ra tena te ahazo resultat dia ao amn DR Jea
bjr!! ao amini DR Jean Noel mandeh raha te ahazo resultat mahapo!! efa nanao donneuse dovule sy mere porteuse tao ah (FIV) fa reussi daholo!! tsisy atahorana sady mahazoo traitement tsra! voaramaso tsara ny fahasalamana Izy no nanao FIV voalohany teto Madagascar!! tonga dia manantona ny clinic mere enfant tamatave

-----------------------------------------------------------------------------------------------------------------------------------------------
Angaha moa azo atao eto amin-tsika ny GPA ?? raha ny fahalalako azy dia tsy mbola azo atao eto izany. Raha misy afaka manome fanazavana fanampiny dia mba omeo azafady sao mba mahasoa. Misaotra mialoha.

Par : Anonyme
Mandehana eny am centre de
Mandehana eny am centre de fertilité de madagascar eto antananarivo, ambohimanoro! ao manadihady ! mety hanome fahafaham-po anao ry zareo
fiber_manual_record Fanantenana
Dernière visite: Il y a 1 year 4 months
A rejoint: janvier 10, 2019
16/01/2019 11:13 #1
16/01/2019 11:13 #1 Par : Anonyme Mandehana eny am centre de fertilité de madagascar eto antananarivo, ambohimanoro! ao manadihady ! mety hanome fahafaham-po anao ry zareo Manao ahoana Anonyme, Cefermad ve no tinao ho lazaina ?
fiber_manual_record Fanantenana
Dernière visite: Il y a 1 year 4 months
A rejoint: janvier 10, 2019
Manao ahoana Anonyme,
Manao ahoana Anonyme, Cefermad ve no tinao ho lazaina ?
Par : Anonyme
Bonjour, misy efa manao eto
Bonjour, misy efa manao eto ary Légal tsara , ao amn Dr Jean Noel Tamatave mandeh, ny olona avy any apita ary tonga eo manantona anazy, Ra mila fanazavana fanampiny d afaka miresaka par mail
Par : Anonyme
Bonjour, afaka mahazo
Bonjour, afaka mahazo renseignement momba an'i Pr Jean Noel Tamatave io ve?
fiber_manual_record Iriaina
Dernière visite: Il y a 7 months 2 days
A rejoint: octobre 16, 2019
Bjr,
Bjr, Mety mahazo ******* an'i Dr Jean Noel ?
Par : Tola
Bonjour. Mitady mère porteuse
Bonjour. Mitady mère porteuse pour concevoir. Misy ve eto Mada ?
Par : mahatozo
Iriaina>> Dr Jean Noel: Zéro
Iriaina>> Dr Jean Noel: Zéro trente deux , zéro quatre, deux cent deux, quatre vingt huit
Par : Bemananko
Manaona tompoko. Afaka mahazo
Manaona tompoko. Afaka mahazo ******* any DC Jean Noël ve tompoko mombany mère porteuse

Ajouter un commentaire

2 + 6 =
Trouvez la solution de ce problème mathématique simple et saisissez le résultat. Par exemple, pour 1 + 3, saisissez 4.