Vous êtes ici

Bjr, tsy aiko rh efa nis tato ity lohahevitra ity fa mba liana fontsina izaho,Mba tantarao oe izay efa nanao SN, dia rh mbol asian an ireny ve amizao fotoan dia mbol mety,rh ny fahallako dia oe tsy afak manohy fianaran eny @ ambaratonga ambon rh tsy mahavita SN, marina ve ?

fiber_manual_record non identifié
Dernière visite: Il y a Jamais
A rejoint: juin 13, 2018
efa nisy nanao Service National ve?
Za koa dia nisafidy ny nanao SN farany. NY antony: tsy mbola sure t@ filiere hidirako aorian'ny bacc. Sady nanana namana le tsy maintsy nanao SN satria efa feno taona.
Fa tsy hitako izay naharatsy azy. Gaté pourri za teo @ RAR, fa ny SN no nanitsy ny fiainako. Nahatsapako ny maha privilegié ahy ka nahaizako nandanjalanja ny fiainako apres... Nanohy fianarana tsara aho avy eo tsy nisy problčme fa ny traikefa avy @ SN kosa dia nentina nandra-paha lehibe... Vita teo ny fiaingitraingetana @ zavatra rehetra atao....
fiber_manual_record non identifié
Dernière visite: Il y a Jamais
A rejoint: juin 13, 2018
efa nisy nanao Service National ve?
Ilay manao SN ve ny ankizy avy eto Tana iany no alefa any @ny faritra sa ny ankizy avy any koa misy manao SN ?
fiber_manual_record non identifié
Dernière visite: Il y a Jamais
A rejoint: juin 13, 2018
efa nisy nanao Service National ve?
izaho alou tsy nanao an zany , fa arak ny sondage kel ita @ valiteninareo dia ten ilaina le izy indrindra ho an tanora antsika ankehitrin, mila miverin @ fitsipika mihintsy zany satria ho tompon ampintso eh,

zarao ihan ze mbol manao traikef eh,

@ Geek: tsy voavaliko io o
Par : Anonyme
izaho bac 89, tao @ 1RG
izaho bac 89, tao @ 1RG Ampahibe ny formation militaire. Ady totohondry faobe foana no mamarana ny rencontre basket teo Betongolo. Nitaraina ary navoaka an-gazety indray andro hoe maditra sy tsy manaja ny saina, hiram-pirenena ny SN satria raikitra ny ady totohondry faobe nefa ry Sakely Mihoajoro ( ry Ngovitra e) etsy @ kianja ambany etsy mampiaka-tsaina alohan'ny fivoriana

Pages

Ajouter un commentaire

2 + 0 =
Trouvez la solution de ce problème mathématique simple et saisissez le résultat. Par exemple, pour 1 + 3, saisissez 4.