Vous êtes ici

Miarahaba. Fanamarihana izay ilako commentaires avy aminareo ity resahako eto ity satria manahy aho sao tsy hahatsara ny fahasalamako ilay izy. Lehilahy aho, 40 ans, manambady, manana sipa, tia manao, ary eo indrindra ilay izy. Rehefa manao izaho sy ny aankiziko dia tsy avelany alefa mihintsy ny ahy raha tsy efa mahatonga orgassme in4 izy farafahakeliny; maharitra 1heure et plus eo izany ny ahy tazomiko tsy handeha, indraindray 3heures rehefa mahatonga izy d matory kely iizahay dia raikitra indray avy eo. Tsy misy effet ratsy ve ? Misaotra anareo.

Par : bl
Ny effet ratsy dia zoky ilay
Ny effet ratsy dia zoky ilay tsy mandefa mihitsy de tsy mahazo fafiny
Par : smart
Mety amiko ary ilay izy fa ny
Mety amiko ary ilay izy fa ny souci oe hanimba ve le tazomina ela.
Par : dl
mitovy taona tsika ,fa tena
mitovy taona tsika ,fa tena tsy mahavita anzany za le,d rhf any aminy vadinao ve enao mahavita anzany ko
Par : Befilahiana
Tena hafakely mihintsy indray
Tena hafakely mihintsy indray ingahy izany ,raha iray na roa mety ho voatana ,fa raha mahatonga in 4 i mme izay vao mahazo mandefa ingahy,tena henjana be izany an .Misy hafatra kely ity ,matoa i madamanao manao izany ,dia mety fantany fa manao sipa rangahy,ka hataony izay tena maharitra an'ingahy .Momban'ilay tsy mahatonga dia tena grave be amin'ny fahasalamana io ,satria zavtra tokony hivoaka ,toananao tsy andeha ,dia lasa miverina any amin'ny tsy tokony alehany .Ny prostate sy ny voapolosy no tena ho simba mialoha raha mitohy izany .Mbola 40 ans rangahy izao ,fa raha tonga 50 dia vita ,veloma ry tany fa na i balita ary mila amorcena vao maty ho velona ,na hoe mampiasa viagra ,fa mahafaty io an ,sur le coup mihintsy .
Par : smart
@ dl
@ dl Tena tsy manao anzany refa madama... tonga d alefa fa eto somary maka fafiny miaraka am nekizy.

Ajouter un commentaire

3 + 0 =
Trouvez la solution de ce problème mathématique simple et saisissez le résultat. Par exemple, pour 1 + 3, saisissez 4.