Vous êtes ici

Salama daholo !Vhv no manoratra ary mba te ahafantatra oe iza no mba efa niaina miaraka @ olona efa nisaraka dia ilay ex-ny mbola mandreraka ihany. Ny tiako tenenina dia tsy resaka fifandraisana tsotra fa mbola miantso foana ohatra na manonntany izay ataon'ilay olona miaraka aminao sns...Dia inona no nataonareo ? Misaotra mialoha

fiber_manual_record non identifié
Dernière visite: Il y a Jamais
A rejoint: juin 13, 2018
Ex Mandreraka
Tena mafy kosa ange izany hoe fisarahana izany e ,tsy aleo ianao mba mandalo matetka any aminy mba manala fahanginana .
fiber_manual_record non identifié
Dernière visite: Il y a Jamais
A rejoint: juin 13, 2018
Ex Mandreraka
Misy mampmé mitsy ato , tonga fofona , fa nisy inna kou tany @ ampinano tany , nga vôdona tany kou?? moramora ihany , sao iakatra eo ny tosidrŕ , amboaro ny saina na malaelo aza eh!
fiber_manual_record non identifié
Dernière visite: Il y a Jamais
A rejoint: juin 13, 2018
Ex Mandreraka
matoa lay ex mbola manontany de mety mbola tia izy zay,nef efa ianao aza no tompony ka inona ary no mampatahotra anao e,manahirana ity resapitiavana ity fa aza dia atao be loatra ny asa saina ,ataovy manjamanja ny tenanao de zay,na ny bandy aza mantsy mety mivadika koa ka tsy hay tsony ..aza marary fo amzany
fiber_manual_record non identifié
Dernière visite: Il y a Jamais
A rejoint: juin 13, 2018
Ex Mandreraka
aza atositosika ny ondry botry.... mbola tia izy... any indray andro, mbola ho tediavinao izany...
fiber_manual_record non identifié
Dernière visite: Il y a Jamais
A rejoint: juin 13, 2018
Ex Mandreraka
@ zao aloha mbola mandefitra dia miandry izay fivoarany eo fa angamba kosa tsy normal raha toa ka lasa harcelement ilay izy.
fiber_manual_record non identifié
Dernière visite: Il y a Jamais
A rejoint: juin 13, 2018
Ex Mandreraka
Salama daholo,
refa tsy te hiresaka amny ianao , manna raha blokénao fotsny ny num ny , fa matou kou enao mandray ny appel dia interessé kou , mahafantatra ny tony atao izy amzay oe tsy té iresaka amny tsony ianao, sao mbola misy zavtra mampifandringotra anareo kosa alou e! oh: vola nosamborinao tamny , na zavtra de valeur anazy , toy ny bijoux oh , nefa mbola any amnao , régler o daholo , dia aza mandray ny appel tsouny , fa ho fantany ny anamboarany ny fiainany sy ny hanoizany ny lalany aveo
fiber_manual_record non identifié
Dernière visite: Il y a Jamais
A rejoint: juin 13, 2018
Ex Mandreraka
NY ATAO DIA AZA MANGALATRA VADIN'OLONA INTSONY @ MANARAKA REHEFA TSY TIANA HIANTSO NY EX n'ilay olona,-INDRINDRA FA RAHA NITERAKA T@ OLONA ILAY OLONA MIARAKA AMINAO

SATRIA DIA DIA TSIMAINTSY HIFAMPIANTSO FOANA RY ZAREO MANDRAK'IZAY NOHO NY ZANAk'IZIREO NIKAMBANANY

Izany no hilaina fisainana alohan'ny hiarahana @ olona efa-niteraka ,fa tsy hoe nangalatra ny lohany nefa matahotra ny masony

IZANY NY FOMBAN'NY GASY MANGALA BADIN'OLONA NY SASANY DIA AVY EO MATAHOTRA ILAY EX HIANTSO ,
manoratra eto avy eo,dia tsy sahy mitantara ny rehetra fa ny ampahany ihany no lazaina,satria ilay EX miantso olana ,dia mitady affection eto no tena marina

Ny ex tsy miantso˛ fahatany izany raha tsy ao raha!!!
fiber_manual_record non identifié
Dernière visite: Il y a Jamais
A rejoint: juin 13, 2018
Ex Mandreraka
zah maka anao mihitsy ry ???,tena marina izan

Ajouter un commentaire

5 + 1 =
Trouvez la solution de ce problème mathématique simple et saisissez le résultat. Par exemple, pour 1 + 3, saisissez 4.