Vous êtes ici

Bonjour
Izy kay no efa nanontona MSI ( resaka ilay somary controverse io matetika eo @forum) koa afaka mizara amiko hoe nanao ahoana dia inona avy ny étapes natao etc?
Tsy hoe débat ity resaka ity satria sarotra dia sarotra io ka raha ohatra ka tsy misy valina dia aleo tsy mamaly.
Ho an'ireo izay afaka mitantara ny expériences dia misaotra mialoha.

Par : bakarta
Tsy dia mora io zavatra io.
Tsy dia mora io zavatra io. Ny consciences, ny vavan'ny olona, sns..kadoa be manaraka ny arabe.
Par : Izaho
Salama tompoko
Salama tompoko Izaho tao am MSI Fa tamiko manokana aloha de tsy nahafapo mihintsy ny tao satria tsy misy manoro ny tokony atao sy ny tokony aleha kambna ny zanako nefa rasazy no natao nisafo ana (nefa tokony o gyneco satri à risque) tsy dia nahazo torohevitra firy tao akory . raha tsy manontany de eo enao no raisina 1.500.000fmg eo ny tarif accouchement voie basse fa nony tafavoaka tao de tafakatra 4 million fmg ny facture (3 eme categorie io) ny couveuse tsy ampy dia voatery no transferena tany am hopital ilay zaza En gros lafo ny an zareo kanefa ny service tsy mahafa po,

Ajouter un commentaire

16 + 0 =
Trouvez la solution de ce problème mathématique simple et saisissez le résultat. Par exemple, pour 1 + 3, saisissez 4.