Vous êtes ici

Arako ihany ny farany eeehh! mody be resaka be, mitatara an'ty pbl-ny @ vadiny ty Rtoa amiko nefa ny vadiko no kandrany2! ka ny vadiny mantsy hita mintsy hoe ilay lhl tsisy apoaka reny fa mamolava hono, miady lava, tsisy hazon-damosina, tsy mahazo vola hono fa kahihitra b, farany lasa2 ny vavany hoe raha mba otran'io vadin-dry io ny vadiko??? avy eo mody mangataka contact!!! arako eeeh! mody namana2 nef zavatr'afa kay! fidio2 mitsy ny atao namana eo @ resaka fanambadiana ka hoe manana namana zay mivady!!!

fiber_manual_record non identifié
Dernière visite: Il y a Jamais
A rejoint: juin 13, 2018
fa rehefa te hangalatra vadin'ny tena ve zany dia mody manao be resaka B mba hanafenana ilay izy...
Aza mba matoky namana zany
fiber_manual_record non identifié
Dernière visite: Il y a Jamais
A rejoint: juin 13, 2018
fa rehefa te hangalatra vadin'ny tena ve zany dia mody manao be resaka B mba hanafenana ilay izy...
soa dia variana eo fa lasany eo ny vadindry fa heinnn!!!! :)
fiber_manual_record non identifié
Dernière visite: Il y a Jamais
A rejoint: juin 13, 2018
fa rehefa te hangalatra vadin'ny tena ve zany dia mody manao be resaka B mba hanafenana ilay izy...
Misy rindram-piainana tsy tafapetraka amin'ny tokony ho izy mihitsy ka izany no mahatonga ny savorovoro tahaka izao (Eo amin'ny samy vehivavy, eo amin'ny vinanto sy rafozana, ...)
Raha andeha horaisintsika ihany koa ny fampitoviana ny vehivavy amin'ny fiangonana raha ny bokin'ny efesiana anaty baiboly no jeréna dia io fa mbola hita hatrŕny ireo "adivavy" sy fifandrafiana amin'ny samy fiangonana...Ny anton'izany dia misy zavatra tsy tomombana ao.

Raha ilay cas-nao manokana : Raha tena natokana ho anao ny vadinao , dia tsy hisy tokony ho ahiahy mipetraka (aucun soupçon de doute) akory fa anao izy, sinon...
fiber_manual_record non identifié
Dernière visite: Il y a Jamais
A rejoint: juin 13, 2018
fa rehefa te hangalatra vadin'ny tena ve zany dia mody manao be resaka B mba hanafenana ilay izy...
Dicton:**

Surveil tes ennemi(e)s de pret et surveil tes ami(e)s encor de plus pret.
fiber_manual_record non identifié
Dernière visite: Il y a Jamais
A rejoint: juin 13, 2018
fa rehefa te hangalatra vadin'ny tena ve zany dia mody manao be resaka B mba hanafenana ilay izy...
alex< 10/10 marina tena marina, fa nefa aleo tsy misy namana toa izay andany roan-doha hanara-maso namana!

Ajouter un commentaire

10 + 3 =
Trouvez la solution de ce problème mathématique simple et saisissez le résultat. Par exemple, pour 1 + 3, saisissez 4.