Vous êtes ici

salam o! iza no efa voa na mahafantatra ? mararirary le faladihy toa mangidihidy toa tsy hay izany rehefa tsapaina anefa tsy misy marary fa rehefa mandeha dia heno marary ilay izy, tsy ny faladihy talon akory fa ilay ery aloha, dia indraindray koa ny lohantogotra iray mangidihidy be, ilay lohany fa tsy ny vatany, inona kay no mahavoa ahy ? misaotra. Ny mahavariana dia tsy marary ilay izy rehefa potserina fa rehefa mandeha dia heno marary sady manelingelina.

Ajouter un commentaire

1 + 4 =
Trouvez la solution de ce problème mathématique simple et saisissez le résultat. Par exemple, pour 1 + 3, saisissez 4.