Vous êtes ici

vehivavy 24 taona aho, nifankatia tamina tovolahy iray izay tsy iza fa zanadralahiny vadin'i zokiko vavy. noraran izahay fa tsy met hono izan satria lasa mpiralahy izany ny vadiko sy ny vadin'i zokiko nef olona mpianaka. tsy resy lahatra ny amizany aho ka mbola miezaka manamarina hoe tena tsy azo atoa tokoa ve ny toy izany ho antsika eto imerina?

Par : Aiza!
Rehefa tsy havanao , izany
Rehefa tsy havanao , izany hoe cousin na tahaka izany dia tsy misy olana ka! sady fianakavian'ny zokinao le izy fa ts anao ! zan oe met tsara mihitsy izany raha miaraka ianareo !
Par : Fith
Maro ireo mpirahalahy
Maro ireo mpirahalahy manambady mpirahavavy , ts misy tokony ho olana izany, nenay zao misy ny tahaka izany nefa izaay aveto tanà, ts itako ze antony ilazana fa ts maazo miaraka ianareo!
Par : Alternative
Tsy misy tokony ho antony ts
Tsy misy tokony ho antony ts iarahanareo mihitsy, ny olon-dehibe ngamba no ts te aita anareo miaraka ka
Par : pole
Rehefa mifakatia ianareo ka
Rehefa mifakatia ianareo ka tsy mis ifandraisana na am rainao na n reninao lay lehilahy dia possible ho vadinao! fa ts oe havan'ny vadin-joky d ts azo iarahana! n'importe quoi zan

Ajouter un commentaire

2 + 17 =
Trouvez la solution de ce problème mathématique simple et saisissez le résultat. Par exemple, pour 1 + 3, saisissez 4.