Vous êtes ici

bonjour nareo za lehilahy 32 ans manambady amanjanaka 2 ny zanakay marihana mo fa5 taona nivadiana misedra olana ny tokantranonay aminizao fotoana izao :
1) Manana telefonina izy ary io fun io zan no ampiasainy an ampiasana de tsikaritro fa misy sms mitontona fun ao amin'lay fun de tiko iaviana zan de oeee lazainy oeee namanio mandefa sms io fa tsy izy de avieo tsikaritro lay sms de nantsoiko io olona io kay nivadiko no tadiaviny ary ananako porofo mazava be izy io
2) Efa tratra izy tsy mety miaky ny adisoany mitsy izy
de tiko atao ny evitrareo oeee in no ataoko?

Par : Fitia
Hay moa zany refa vehivavy no
Hay moa zany refa vehivavy no manao dia loza be dia rehefa lehilahy dia tsy manina hummm Hainareo tsara zao ny lanjany hitsakitsaka fa mbola pire noho ny anareo no zakainy vehivavy. Courage les mecs ;)

Pages

Ajouter un commentaire

1 + 1 =
Trouvez la solution de ce problème mathématique simple et saisissez le résultat. Par exemple, pour 1 + 3, saisissez 4.