Vous êtes ici

Miarahaba ny mpikambana rehetra,mikasa ny hanangana rarivato (batery) 2m ny ahavony,(Tsy tany nototorana fa hady ny ao ambaniny)16m ny alavany izahay .mety mahalany vato gaborarka 20*20 firy isa,simenitra,fasika m3? ny karama ihany koa ,manodidina ny ohatrinona eo? misaotra

Par : Birady
Salama tompoko, ra afaka mi
Salama tompoko, ra afaka mi connecte @ fb enao : "Herylala ra "de omeko ny details momba an'ireo enao.
Par : anonyme
Mila miresaka amin'ny ouvrier
Mila miresaka amin'ny ouvrier hanao azy ianao dia omeny devis

Ajouter un commentaire

3 + 6 =
Trouvez la solution de ce problème mathématique simple et saisissez le résultat. Par exemple, pour 1 + 3, saisissez 4.