Vous êtes ici

Salama daoly;lhl za manoratra;izahay sy vdk taloha efa misy 04 taona izay nisarahanay ary manana zanaka iray(lhl) izahay roa.Rehefa nisaraka izahay dia omeko vola foana reo mianaka isam bolana;ary efa miakatra 07 taona ilay zaza @'izao;ka ahoana procedure ahafahako mangala zanako io;efa nifampiresahako maman fa tsy omeny zaza.Miandry tolo kevitra avy aminareo namana pisera ato

fiber_manual_record non identifié
Dernière visite: Il y a Jamais
A rejoint: juin 13, 2018
Fangalana zaza
Fa maninona no zao enao manapa kevitra haka ny zaza?
fiber_manual_record non identifié
Dernière visite: Il y a Jamais
A rejoint: juin 13, 2018
Fangalana zaza
Salama;Misaotra an'i Egalite namaly;ka izao no antony ary efa ela no tiako hangalana ny zanako fa saingy mbola kely loatra izy fa @'izao izy efa feno 07 taona;fa kosa isaky ny week end izy tsy maintsy alaiko mba mitsangatsanga izahay roa mianaka.
fiber_manual_record non identifié
Dernière visite: Il y a Jamais
A rejoint: juin 13, 2018
Fangalana zaza
D ianao ve ramose mihevitra fa ho alainao tsotr'izao ny zaza, ho esorinao @Reniny? Droit de visite ihany no anao fa aleo ny zaza hijanona @reniny raha tsy hoe misy antony manokana mihitsy
fiber_manual_record non identifié
Dernière visite: Il y a Jamais
A rejoint: juin 13, 2018
Fangalana zaza
azonao atao ny mangataka an'io zaza io fa mila preuve matanjaka be vao mety hisy possibilité raha hisy aza, izany hoe preuve milaza ny défaut an'ilay m******* manazava ny "incapacité d'élever son enfant" izy raha tsy izay dia sarotra be hoe alainao ilay zaza

misy possibilité kely fa feno 12ans ilay zaza vao afaka manova hevitra, izany hoe ilay zaza no mangataka hoe hipetraka any @ rainy, io koa anefa ezaka be vao manaiky ny tribunal satria tsy maintsy misy enquęte atao sao misy influence avy any @ rainy ao ambadika, sarotra be eh, rehefa tsy natao tamin'ny vao nisaraka ny fangalana ilay zaza dia sarotra be aty aoriana, nareo RAD-ny ihany no tokony hifanaraka mba tsy handaniana vola pour rien any @ tribunal nefa efa fantatra fa tsy ho vita mora
fiber_manual_record non identifié
Dernière visite: Il y a Jamais
A rejoint: juin 13, 2018
Fangalana zaza
Misaotra betsaka ry imposse @'ilay toro hevitra ary efa maro be ny "Incapacité" efa voahangona miaraka amin'ny olona mpiray tanana.

Ajouter un commentaire

1 + 1 =
Trouvez la solution de ce problème mathématique simple et saisissez le résultat. Par exemple, pour 1 + 3, saisissez 4.