Vous êtes ici

Izy ity moa izany dia situation nirongatra be tam mapiesona teo, ny fangalarana tany izany, tany izay efa mana tompo anefa dia lasan'ny vahiny avokoa! tena tsy rariny satria ny gasy no nanajary teo nefa ny vahiny mamantam-bonona

Par : Anonyme
Aza gaga amin'izany ianao,
Aza gaga amin'izany ianao, zavatra efa nisy atram nisian'ny repoblika io, saingy tamin'izany tsy nisy reseau sociaux anaovana ampamoaka ka natao tahaka ny jamba ny olona! efa fanaon'ny mpitondra eto ny manao contrat ambadika amin'ireo vahiny
Par : Azteque
Tena le fangalarana tany ty
Tena le fangalarana tany ty manimba ny fisainan'ny olona mihitsy, lasa manan-tsaina angalatra avokoa ny olona , las very ny fanantenana mb aita andro mangirana! tokony hajanona tanteraka ny fanaovana amboletra ny mponina, sy ny fivarotana tanindrazana am vahiny
Par : Anonyme
topoy fona ny vahiny dia ts
topoy fona ny vahiny dia ts hivoatra izany n firenena, n taranakao no tsy avotra voaloha eo an

Ajouter un commentaire

11 + 4 =
Trouvez la solution de ce problème mathématique simple et saisissez le résultat. Par exemple, pour 1 + 3, saisissez 4.