Vous êtes ici

Miarahaba Tompoko,

izaho koa dia te hisaraka ami'ny vadiko noho izao antony izao, efa ela aho no te isaraka fa niaritra sy nandefitra noho ny zanakay vavy izay valo taona.ny vadiko dia olona mpisotro toka sy mamo lava, ary mikasitanana refa mamo. Vo nanomboka mpivady izahay dia efa nanomboka ,nikasitanana ahy, nampirafy ahy izy satria izaho tsy niasa tamin'izany fa mbola kely lotra ny zanakay, izy dia mpandao tokantrano refa kamo andray ny andraikiny sy  hanao ny adidiny. nisy fotoana izy nandao anay nadritra ny 4 bolana, ny telo volana tamin'io dia tsy nanome na ariary anay izy, na sarampianaran'ny zanakay na fitaovana na inona. Vao noteneniko izy oe aiz ny ecolage sy ny fourniture dia nandao ny tokantrano no nataony nefa efa ifampizarana roa mitovy tsara ny dépense rehetra na inona na inona, matetika za mbola izaho no mandoa vola mihaotra no izy. ny entana nialan'ny volany tao antrano mou izany dia nalainy. nandritra io fotoana io dia marihiko fa niaraka tamin'olona aho de fantany le izy taty aoriana. omenareo tsiny ve aho ra izany zavatra nataony izany ?olona samy miasa izahay kanefa maninona izaho vehivavy mavita mandoa aradalana ny adidi rehetra dia maninona izy no tsy mahavita ? tsy aiko mitsy oe mankaiza ny volany.na izaho aza tsy nahavita nanangona satria ref tsy manana izy dia izaho fona no mamoaka vola.ankehitriny dia miaramipetraka indray izahay fa dia tsy miasa izy, mamporisika azy aho de mahita tenenina fona izy tsy itadiavana asa.lasa misotro taoka foana ny ataony  sady mahazo taimbava ny tena no mahazo kasi tanana refa mamo izy nefa izy efa tsy manao ninoninona, tsy mandoha aradalana ny andraikiny no tsy aninona tsy aninona.aona ny tokony atao raha toa ka tsy ampy ny vola ety am-pelatanako afahako mangataka divorce.
Misaotra Tompoko

Par : anatra
Tsy mamporisika anao hisaraka
Tsy mamporisika anao hisaraka aho fa ianao ihany no miaina sy mahita ny zava-misy....ny tokony ataonao voalohany aloha dia ny mampandre ny fokontany na ny polisy amin'ilay izy mikasin-tanana anao. Asio taratasy mazava izay manambara ny zava-misy any amin'izy ireo. Tsy azo ekena mihitsy ny fikasihan-tanana na lehilahy na vehivavy na inona na inona antony...Izy ary zany tsy mahavita ny adidiny akory. Izany porofo izany dia manafaingana ny raharaha rehefa tena te-hisaraka ianao...mahereza
Par : Anonyme
Madama vao nlehilahy no
Madama vao nlehilahy no manoboka msotro ka tafalatsaka am ntaoka def sarotrab satria vitsy ean pisotro afak zan no ntaoka ko matonga lehilahy mikasitanana ra azo vonjena le tokatrano de vonjeo ref ts mety aleo madama mfamptsodrano ts izay ifampirafy eo lasa kilalao le fiainana mo ntena ts hoe sipa miala sakana , mahereza f maro nu hitako alzan situation anao zan ts mora mora lazaina f sarotra iainana

Ajouter un commentaire

4 + 5 =
Trouvez la solution de ce problème mathématique simple et saisissez le résultat. Par exemple, pour 1 + 3, saisissez 4.