Vous êtes ici

Mba ahoana r'ireto fa ny vadiko mihaino radio ara-pilazantsara @ atoandro, dia be môral be resaka fivavahanaNefa rehefa hariva izy miditra bar foana, dia masiaka be mila vaniny sy mila ady ndrayTsy azoko mitsy!??

fiber_manual_record non identifié
Dernière visite: Il y a Jamais
A rejoint: juin 13, 2018
Fanina za @ toetran'ny vadiko
itovizana + Mamikelin'i Jesoa >>> Fa izahay kosa aloha tsy dé té hihaino feon-dakolosy tokana na izany aza... mety hoe misy zavatra tsy milamina ao an-tokantrano dia izay no anton'ilay fisotroana, ry zareo (vadinareo) aza mba mitady fiantsampazana any amin'ny fivavahana fa mety efa mafy koa no entiny ( Les non dits sont toujours possibles).
fiber_manual_record non identifié
Dernière visite: Il y a Jamais
A rejoint: juin 13, 2018
Fanina za @ toetran'ny vadiko
heheeheh : Moi, j'essaie d'ętre rationnel et je n'accuse personne, ici on donne ses idées et tout le monde a le droit de dire ce qu'il veut pour aider les autres ou s'emporter pour un "rien", j'ai tout simplement stipulé qu'il y a peut-ętre une raison ŕ ces hommes pour se noyer dans l'alcool (de telle raison que tu ne veux nullement savoir ,si par les plus grands des hasards, de tel comportement les pousse ętre ivres tout le temps), satria tsy dia misy iraharahianao ny hafa fa ny tenanao ihany (égoďste comme tu es) dia rariny raha mahazo izay sahaza anao ianao.(et lŕ je vise car c'est bien fait pour toi).:-hum
fiber_manual_record non identifié
Dernière visite: Il y a Jamais
A rejoint: juin 13, 2018
Fanina za @ toetran'ny vadiko
heheeheh >>> T'es totalement ŕ côté de la plaque, je ne suis męme pas marié... En d'autant plus que je postule seulement et toujours avec mon pseudo.

" amin'ny andro farany dia hisy ny mpaminany sandoka..." ohatry ny manjavona 'zany fitaratra ao aminareo 'zany fa mamonoa akoholahy mena aloha
fiber_manual_record non identifié
Dernière visite: Il y a Jamais
A rejoint: juin 13, 2018
Fanina za @ toetran'ny vadiko
hi hi hi, tiako ity forum ity, au moins...ça me fait marrer :-tape
fiber_manual_record non identifié
Dernière visite: Il y a Jamais
A rejoint: juin 13, 2018
Fanina za @ toetran'ny vadiko
Mimikelin'i Jesoa >>> Vakio any amin'ny Genesisy , boky voalohany any fa misy an'i Noŕ mamo any ary ireo zanany nijerijery ny fitanjahan'ny rainy dia voaozana noho ny amin'izany nataony izany. (Genesisy 9)

Ny tiana holazaina dia ny hoe : efa misy olana eo aminareo mivady, mbola ampiana hafa indray vé sa mandamina izany ilay "dénigration" sy antipathie vakiana fotsiny eto? Matetika koa ilay Radio ara-pilazantsara henoiny no tsy azoazonao dia tonga ho azy ny fisarahan-tsaina (betsaka ny cas possibles fa hoy ny gasy hoe : ny vy tsy mikitrana irery é!) ... ianao zao no manana olana dia ezahantsika hazavaina izay mety ho fototry ny olanareo rehetra mba handraisanao fanapahan-kevitra...

Sinon, sady zah koa anie hono vehivavy hoy i heheeheh dia mba manao resa-behivavy eto isika 'zany é! :-langue
fiber_manual_record non identifié
Dernière visite: Il y a Jamais
A rejoint: juin 13, 2018
Fanina za @ toetran'ny vadiko
Mandiniha>> inona moa no ilazanao ahy fa tia tena?
Tia tena tany antranonareo tany angaha za?

io toetranao mody mamadika resaka io refa tratra am ataonao no itovizanareo , jamais mi-assume

ary inona koa moa no ilazano fa c'est bien pour moi? le vadiko mamolava ve no c'est bien pour moi, izy ihany anie no simba amzany e, vao mtady ikasitanana ahy na animba ny fanananay dia efa tamy aho miaraka @ defense koa
fiber_manual_record non identifié
Dernière visite: Il y a Jamais
A rejoint: juin 13, 2018
Fanina za @ toetran'ny vadiko
Miala tsiny @ nareo 2 tompon'ny tantara voalohany ireo fa tena mampiome le trangan-javatra.
Fa za sure oe mahasorena faratampony ny ataon'ilay vadinareo.

Vonoiko ny toriteny raha izaho, dé izy mpimamo no ampisainiko tsara.
fiber_manual_record non identifié
Dernière visite: Il y a Jamais
A rejoint: juin 13, 2018
Fanina za @ toetran'ny vadiko
il n'y a de pire sourde que celle qui ne veut pas entendre, et il n'y a point d'avenir lumineux pour ceux/celle qui n'ont pas d'attitude positive.

Attitude positive = Croit en tout, partage et aide , pleine de vie, toujours vers l'avant avec le sourire.

Ŕ bon entendeur salut.
fiber_manual_record non identifié
Dernière visite: Il y a Jamais
A rejoint: juin 13, 2018
Fanina za @ toetran'ny vadiko
Za kosa tsy manome vahana any mandiniha eto fa za mahita hoe marina nolazainy ny vy tsy mikitrana irery ka mba diniho koa aloha ny tenantsika vao miteny isika satria tokoa ireo lela ireo lasa mivary lavo @ny toaka, mijanga2 ,... misy tsy ampy ao antokantrano izay mila vahanareo mivady ihany miresaha dia hanontanio hoe inona no tsy zakany dia mezaka ny andaniny mi comprendre azy koa satria izay no atao hoe tokantrano.
fiber_manual_record non identifié
Dernière visite: Il y a Jamais
A rejoint: juin 13, 2018
Fanina za @ toetran'ny vadiko
courage ianareo fa raha mitohy io resak'i Mandiniha sy Heheehe io dia ola-pianakaviana b no eto

za aloha tsy mahazaka an'izany fa dehors, izay rehetra mpanome loha koa ataoko mahazo tsara amiko fa bref fiainan'olona ilay izy fa aleo mi encourager fotsiny, matoa izy mizara izany eto dia tsy zakany zany fa tsy vao maika omena tsiny izany

misy mantsy ny olona efa mpisotro foana izy, ka na tsy misy vy maneno ary dia e=izy efa zay mihitsy fa dia courage e, tandremo ny vola sao azony fa dia idindreo mihitsy anie ny bar e

Ajouter un commentaire

10 + 3 =
Trouvez la solution de ce problème mathématique simple et saisissez le résultat. Par exemple, pour 1 + 3, saisissez 4.