Vous êtes ici

Mandreraka ana mihitsy ny vadiko, ts mahay afa-tsy ny manohatra ny hevitro izy rehefa misy décision raisina nefa izy ts manan-kevitra akory! tsy azoko mihitsy ny tanjony! tahaka ny oe ze tsy ampivoatra ny farim-piainanay no ataony! mila torohevitra azafady

Par : Haha
Ianao izany tsy mahay
Ianao izany tsy mahay mandresy lahatra az kou! raha ainao mantsy ny mandresy lahatra azy ts anohitra izany izy an! mety ny hevitra omenao mihitsy no ts maharesy lahatra azy
Par : Asterix
Fa misy kosa lou n vhv tena
Fa misy kosa lou n vhv tena tiany ny heviny fona no arahina
Par : Cassis
Tsy fahaizana mi-imposer idée
Tsy fahaizana mi-imposer idée no mahatonga anzan! lasa oetin ramatoa am sangany
Par : Bera Pôlisy
Io no nahatonga ny soratra
Io no nahatonga ny soratra masina hoe : Ianareo vehivavy, maneke ny vadinareo ! Efa hatr@ izay nahatany ny tany no te-hi domine ny vehivavy, ary efa any anaty rany. Tokony hi-proposer izy fa ny lehilahy no tompon'ny teny farany.
Par : bozy
misy toetranolona otrzany
misy toetranolona otrzany mitsy hoe tsy maintsy manohitra ny hevitrao izy na tsy maintsy izy no manao "dernier mot" na marina na diso, ary za miaina an'izany, taloha a tezitra satria hitako ihany hoe tena diso ny heviny fa faly hanohitra fotsiny (fa rehefa hitako hoe marina ny azy dia manaraka a) fa taty ahoriana na fantatro zao fa ny ahy ny marina fa de faly hamaly sy hanohitra fotsiny ka mirefotra avy eo dia valiko mora fotsiny hoe débrouille-toi fa zavatra efa lasa zany
Par : piso
io de ts faaizanao mandresy
io de ts faaizanao mandresy laatr anaz..ts we ts tin n farimpiainanareo ivoatr f everin f ts ampiov ninoninon n evtrao..matetk kou n lhl ref miten de ts maints eken fn stri we iz no loampianakavian..ts we te idomin kou n vevav f mb mil enoin kou n evinay vhv stri zey n tena mait n firindran fiainan ao antokantrno
Par : Torohevitra
Ataovy ny projet aloha dia
Ataovy ny projet aloha dia hitany eo fa mahomby ny hevitrao
Par : bl
Asaivo manantona dokotera izy
Asaivo manantona dokotera izy, fa manifestation an'ny spasmophile izany. Ny olona spasmophile dia manohitra lava, kanefa tsy mahazaka toerina, ary rehefa toerina dia manao palpitation ary mety ho torana mintsy

Ajouter un commentaire

6 + 1 =
Trouvez la solution de ce problème mathématique simple et saisissez le résultat. Par exemple, pour 1 + 3, saisissez 4.