Vous êtes ici

Efa tato ihany inty sujet inty fa nisy namafa.Atomboko ary:Tonga tao an-trano za avy niasa d nanontany anŕ ilay olona teo an-tokontaninay hoe "tonga ve ndry?" d novaliako hoe "a a a, mbola tsy tonga za" tonga d tezitra be lay olona (efa hita zao fa efa io tonga io koa mbola hanontaniana ihany hahaha).Azoko tsara hoe mety mampatezitra lay valinteny fa mba mananihany koa e :tape:tape

fiber_manual_record non identifié
Dernière visite: Il y a Jamais
A rejoint: juin 13, 2018
Fanontaniana hafahafa = valiny adaladala
Le milahatra bus na zay filaharana rehetra, de misy manotany oe ianao ve no farany, de valiana oe ianao no farany satria ianao no vao tonga
fiber_manual_record non identifié
Dernière visite: Il y a Jamais
A rejoint: juin 13, 2018
Fanontaniana hafahafa = valiny adaladala
Efa teto ihany ity fa averiko indray. HAndeha hitsena olona teny Ivato za, somary efa tara vao afaka niala taty @ ville dia nandeha mafimafy satria ora iray alohan'ny ahatongavan'ny fiaramanidina vao niala. Nisy embouteillage be teny @ route digue, namono motera mihitsy t@ izay. Za @ io miasa saina be hoe ahoana no hatao raha tsy tratrako ilay fotoana, za mahalala ny anaran'ilay olona fa ilay olona halaina tsy mahalala ana akory. Eo am-panarahana embouteillage eo za no nifanenna tamina razoky manosika bisikileta (vaky pneu), dia nanontaniako lery:"fa misy inona ao aloha ao remose ? Dia namaly lery " misy embouteillage". Saika ompa variraraka no nomeko an'lery
fiber_manual_record non identifié
Dernière visite: Il y a Jamais
A rejoint: juin 13, 2018
Fanontaniana hafahafa = valiny adaladala
ao ambony rihana ny zandriko, asa izay ataony na mijery tv na mianatra. dé niantso aho hoe "manao inona ianao ô" dé ozizy namaly oé "manidy varavarana fa miditra ny moka".
kiiiii
fiber_manual_record non identifié
Dernière visite: Il y a Jamais
A rejoint: juin 13, 2018
Fanontaniana hafahafa = valiny adaladala
A:Inona kay ny ao amin'ny télé ao zao?
B:Sary
fiber_manual_record non identifié
Dernière visite: Il y a Jamais
A rejoint: juin 13, 2018
Fanontaniana hafahafa = valiny adaladala
ZAZA; mama oh a, mama oh a, mama oh a? MAMA(mbola miresaka):ahoana? ZAZA:hooooooooooo adinoko ilay saika noteneniko teo!
fiber_manual_record non identifié
Dernière visite: Il y a Jamais
A rejoint: juin 13, 2018
Fanontaniana hafahafa = valiny adaladala
- misy vary gratos zaraina atsy ambadika atsy.
- d otrinona ny kilao ?

mananiany sa tena tsy fantatra ny dika'ny gratos
fiber_manual_record Aventurier2
Dernière visite: Il y a Jamais
A rejoint: août 18, 2017
Fanontaniana hafahafa = valiny adaladala
Emma32 >>>> Hahahahahahahah!
fiber_manual_record non identifié
Dernière visite: Il y a Jamais
A rejoint: juin 13, 2018
Fanontaniana hafahafa = valiny adaladala
aiza le an(zvtr,ane) teo ,, ah ah tsis apondre teo ka,
fiber_manual_record non identifié
Dernière visite: Il y a Jamais
A rejoint: juin 13, 2018
Fanontaniana hafahafa = valiny adaladala
iza ndray izany mangetotra izany?
Tsy izaho ho a zany.
Ianao mihitsy zany e!
Orofy ary ny v..ko raha maimbo akory.
fiber_manual_record dgagaenao
Dernière visite: Il y a Jamais
A rejoint: août 18, 2017
Fanontaniana hafahafa = valiny adaladala
Le ty e,nakaiza ndray ary le zavatra napetrako teto (oh oe figo,fitaratra kely,pince kely) nefa eto fona no fametrahako azy isanandro.
Valiny:jereo tsara eo @fametrahanao azy e,tsisy mikitika na mandray aniny eo afa tsy enao iany.

Pages

Ajouter un commentaire

6 + 11 =
Trouvez la solution de ce problème mathématique simple et saisissez le résultat. Par exemple, pour 1 + 3, saisissez 4.