Vous êtes ici

Misy tsirony ve ny sakafo andrahoana am induction sa oe masaka fotsiny fa tsis tsirony mints! ary aona no tena fampiasa azy! misafidy vilany ve ?

Par : smellnippy
Izy aloha raha oharina @ gaz,
Izy aloha raha oharina @ gaz, charbon, résistance de tena économique e. Tsy haiko indray raha par rapport @ éthanol sy kitaihazo
Par : tosculling
Eee, ry za iany koa anie dia
Eee, ry za iany koa anie dia tena be fanontaniana sady be ahiahy be. Ny oe économique anie reto sarotra ny milaza izany fa ny jirama ihany no manao ny facture ary io tsisy transparence fa izay ataony ao, ndraindray ianao mihevitra oe tena efa mitsitsy be miafy be amin'ny resaka fitaovana mandeha amin'ny jiro nefa mbola midangana ihany ny jiro, ny ahy aloha izay notsikaritro e, mitovy foana ny jironay ka dia ampiasaiko doly izay ilaiko. Mampiasa fatan ŕ induction zay efa 1 an et demi teo fa izy pratique, ny vilany alu koa tsy mety aminy, raha eny antsena aloha dia vilany/ casserole/ lapoaly inox no mora hita fa io no mety aminy. Fa izy tena rapide be manao sakafo aminy. Ny hitako koa dia tena nidina be ny vidin'ny fatana ŕ induction eny antsena ary na eny @sinoa mivarotra télé reny aza dia efa misy.
Par : dbdeep
io na fatana ŕ induction na
io na fatana ŕ induction na ordinateur de bureau na chauffe eau na frigo rehefa zavatra mila courant mazefatra dia tsy mahazaka foana rehefa midina ny tension ny jirama. Zany oe raha amina quartier midina ny jiro tsindraindray dia tsara foana mampiasa stabilisateur. Ety aminay dia toy izany manko, ny maraina vao mifoha entre 6h na 6h30 - 7h eoeo ambany ny jiro ny ariva moa entre 17h - 19h eo dia tena tsy afaka manao sakafo amin'ny courant zany satria ambany ny jiro fa rehefa tsy ambany ny tension jiro dia mety tsara tsy misy olana. Tsy io fatana io ihany no tsy mety ny anay rehefa ambany ny jiro fa ny pc zany tonga dia tsy midémarre, ny frigo tonga dia manenoneno be.
Par : Anonyme (non vérifié)
Mampiasa fatana induction
Mampiasa fatana induction (eto Madagasikara an) fa ny olana voalohany dia resaka vilany foana, tena ny ankamaroan'ny vilany rehetra ao an-trano taloha dia tsy misy mandeha aminy, zah dia mivatsy andriamby mihitsy amin'izao mipetaka @porte clefs ijerijereko izay vilany mety raisin'ny andriamby vao mividy, fa tena vitsy ny vilany vaovao ka raisin'ny andriamby eny an-tsena... Expérience momba ny vilany 555 amidy eny an-tsena, tena raisin'ny andriamby tokoa izy ireny ary mandeha, fa rehefa ampiasaina isan'andro dia miova ny lokon'ilay inox, hany ka lasa misy fofomby ny sakafo, hany ka lasa olana indray aza, matoa lafobe ny vidin'ny vilany sécial induction dia misy antony ara-pahasalamŕna ao.. farany, tsy maintsy nanao investissement nividy cocotte minute mandeha @induction, fa tena juste 30 min dia masaka ny laoka na hena mafy tahaka ny inona aza... io no ahitana ilay hoe tena tsy mandany ny induction satria raha adiny iray na roa ianao no mahandro @fatana tsotra, 30min izy @ cocotte minute sur induction. Donc, raha tena te hahita ny tombontsoa @induction dia mila manana fitaovana mifanaraka aminy. Ary ny tena tsara dia ny cocotte minute nefa dia lafo dia lafo koa ny vidiny, ary na ny casserole sy ny lapoaly aza dia lafobe ry reto an
Par : yan
mba te hanontany anao hoe
mba te hanontany anao hoe inona no marque an'ilay vilany hoe novidianao tany Tsaralalŕna, dia taiza ny magasin nividiananao azy, dia any @ohatrinona any ? Zah aloha efa fay nividy ilay vilany en serie 555 ka tsy te hividy intsony (lot de 4 marmites dia 50000Ar ny vidiny t@izany), nefa koa angamba noho ilay izy nadrahoana ronono isan'andro satria manao yaourts izahay dia niova ny lokony, lasa maimbo vy be nony nampiasaina nandritra ny 2 mois teo ho eo. Mety possible hoe noho ilay izy nandrahoana ronono no nahatonga azy lasa maimbo vy fa mety hoe raha sakafo hafa tsy nisy olana ihany koa anefa. Nampirimina tsy nandrahoana n'inoninona intsony ilay vilany ny farany
Par : rams
Mahaliana ty resak ty, izaho
Mahaliana ty resak ty, izaho ko vao nividy io fatana io. Mbol ts hita ny consommation ny satria vo 2 semaines teo zaho nampiasa azy. fa tena investissement miits alo ilay ividy fitaovana mifanarak @ny. Raha misy afak mizara hoe niakatra firy % ny jirama refa nampiasa azy. Mankasitraka
Par : hoc
Ary maninona raha mividy
Ary maninona raha mividy mixte, Ohatra gaz-induction , 2 feux gaz + 2 feux induction, dia ny induction no tena ampiasaina fa raha tonga i delestage na manondrana jirama dia ampoasaina ny gaz, ny vilany alu koa atao gaz na Vitroceramique - induction , ny vilany tsy mandeha @ induction akisaka kely eo @ vitro Comme ça ilay investissement eo @ vilany mba atao tsikelikely , ohatry ny tsy foy ho ariana ireo vilany cocotte-n' ambatolampy
Par : Fiti
zakan'ny panneau solaire
zakan'ny panneau solaire (2KVA) ve ny fatana induction?
Par : equestrianfatcat
Efa nisy panne ve nareo fa ny
Efa nisy panne ve nareo fa ny anay nampiasana telo volana teo dia simba. Izao le panne : izy mirehitra fa miverina amin'ilay type de cuisson voalohany foana : ilay fandrahoana ronono. Dia navela aloha fa tsy hita hoe atao ahoana ?
Par : Godt Liv
Ka ny fatana gaz efa azo
Ka ny fatana gaz efa azo talohab, dia efa ts nasiana induction miits vo nividy satria ra ny eritreritray t@ zany de ts possible zan ra eto dago, ny jirama lafo loatra miampy delestage. fa nahita taty aorina hoe misy plaque économique iany dia manandrana aloha. Panne: nga tsy azo entina any amin ilay nividianana azy so de misy SAV ihany manko?

Pages

Ajouter un commentaire

4 + 3 =
Trouvez la solution de ce problème mathématique simple et saisissez le résultat. Par exemple, pour 1 + 3, saisissez 4.