Vous êtes ici

salama daholo,inona no atao raha toa ka miray tsikombakomba amin'ny ratsy ny fianakavian'ny vady, vitan'izy ireo no mandray ho toy ny olona ao an-trano sy mikarakara ny sipan'ny vady,hatramin'ny ray amandreniny kanefa mpivady vita fomba ara-dalana.Voaporofo mihitsy. Ary rehefa anontaniana ry zareo dia milaza fa tsy misy an'izany kanefa ny olona rehetra efa tapitra mahitaHisaraka ve sa ahoana?Marihina fa tsy dia mandeha matetika any amin'ny fianakavin'ilay vady loatra raha tsy tena ilaina.

fiber_manual_record non identifié
Dernière visite: Il y a Jamais
A rejoint: juin 13, 2018
fianakaviana miray tsikombakomba
Tsy dia mazava lôtra ny sujet apetrakao ry Sahondra fa azavao tsara a! tantaram-piainanao ve sa tantaran'olona , sa tantara foronina , misaro tava daholo ny eto fa ataovy mazava e!
fiber_manual_record non identifié
Dernière visite: Il y a Jamais
A rejoint: juin 13, 2018
fianakaviana miray tsikombakomba
dia tongava saina, fa tsy tiany izy rehetra i Sahondra fa ilay vaovao no tiany, atokisany
fiber_manual_record non identifié
Dernière visite: Il y a Jamais
A rejoint: juin 13, 2018
fianakaviana miray tsikombakomba
Diso be lehoe hiala an ny any antokotany aza te hiditra koa ianao efa ao anatiny indray no maniry te hiala hanome zara ho any hafa aza miditra maditra amin jeu n'izy mianakavy ny anao karakaraina mety ho vady tiandreniny na izy mianakavy ho azy io f'aza miseho mahalala an'izany fa ny vola no tokony ho sarompiaro ianao
Na tianao izy mianakavy na tsy tia aza miraharaha an'izany satria azonao toriana anie io vadinao io ra tao anatin'ny tokatrano ianareo no nanao an'izany izy ę tonga diamigadra avy hatrany izy 2
Ambony moral nao aza avelan'ny mihaino tenin'olona mila aretina raha mbola tianao ny tokatranonao sy ny tokotranonao
Ra tsy mety mionona ny fokelinao dia mba manaova koa sipa f'aza atao fantany e manaovamihtsy bevoka lé bandy fitao izay 1 syy 1 ny baolina

Ajouter un commentaire

18 + 0 =
Trouvez la solution de ce problème mathématique simple et saisissez le résultat. Par exemple, pour 1 + 3, saisissez 4.