Vous êtes ici

Raha misy tsy fahafahana ve ara bola ,ara-potoana ka tsy namonjy fiarabana tratrin'ny taona dia tena fahotana ve ?? Midika ve zany fa miala amin'ny fianakaviana??nefa raha misy fahoriana,na marary dia reny amiko ny tsy maitsy andehanana fa raha hafaliana mbola afaka leferina kosa raha tena tsy afa manoatra e!! Enjana fa babena eny foana ny tsiny sady mbola itariny sasany hoe entiny am sangany e!EFA sarahany am havany e!! Zao fanaratsina rehetra zao ,te hitroatra mafy a fa mila tsy ho zaka ,indraidray aho dia te hampiatso anireo havambadiko reo haka ny zanany dia amzay afa-po tsara izy .Winona ny atao hoe mitokatrano ve tsy tokony Haleo tena aminy lafiny rehetra indrindrA ny fanapaha-kevitra fa non!!!!!! Mody toga miteny aminao dia raha manda dia totoafo ny influence amjanany pfffff !! Zay mivady toa mba milamina fa lay resapianakavina no mitodra olana lava ao aminay tena makaleo fa tsita zay itodrako azy . mba zarazarao ny fomba fandaminanareo namana eto ny resaka adidy sy ny havana fa otrany tofoka be dia tady hanita-kevitra itodra ny akizy itsoaka lavitra ah dia avelako eo izy dia ita eo raha havita sy hahasolo anay 4mianaka reo famille reo

fiber_manual_record non identifié
Dernière visite: Il y a Jamais
A rejoint: juin 13, 2018
fianakavina sy ny adidy
Voalohany : Diso be ny fihevitra hoe rehefa fahoriana vao tsy maintsy fa ny hafaliana leferina. Eritrereto hoe ireo zanakao telo ireo koa rehefa any aoriana any dia tsy hihaona raha tsy misy maty na misy marary. Mety aminao ve izany ?

Faharoa : Io tokatrano io mila tantanana. Tsy miandry hoe efa tonga ny antso hifampiarahaba izay vao hoe isika tsisy vola ohatra. Zavatra misy isan-taona izany taom-baovao izany, tokony tsy hanampoka ny vehivavy mahay mitantana mihitsy raha tsy ohatra hoe tena mahantra faran'izay mahantra, izany hoe situation fantatry ny fianankaviana.

Fahatelo : Ny fotoana. Raha tsy afaka ianao, avelao ny vadinao sy ny ankizy handeha. Ianao milaza aloha amin'ny havana hoe tena miasa tsy azo hialana, na miandry marary any amin'ny hopitaly etc. Raha zavatra hafa no tsy maha-afaka anao, dia normal raha mahazo vava ianao satria ny fianankaviana tokony ho isan'ny lohalaharana ankoatra ny asa sy ny aretina.

Tsisy havam-bady tonga lafatra, ary na ianao koa aza tsy tonga lafatra. Fa rehefa tsy mba mieritreritra ny vehivavy fa maika himenomenona dia eo no raisina.
fiber_manual_record non identifié
Dernière visite: Il y a Jamais
A rejoint: juin 13, 2018
fianakavina sy ny adidy
Raha indray mandeha ve ianao no tsy mandeha dia fahadisoana ary hazavaina tsara aminao olondehibe ny antony dia in ihany raha tapa kibo ny any zanakao fa adidy mila ho atsasakiny vola miditra aminao anatiny taona dia mbola hangina ny vehivavy ve?? Aleo aza mitrosa hamitana adidy satria Islam bolana indroa na intelo evenement foana aminy cas anay zao ny iray vo miasa ,ny trosa betsaka ny mbola efaina mila fiafina sy fandanjalanjana zany izay no mahatonga ny hoe hatreto alo d fahoriana sy aretina no tsy azo ialana fa ny sisa mba ajanina fa tsy maharaka ny vola sad manejika miasa na alahady aza mba afahana miaina ary lay hoe vava taiza mo reo miseho be vava reo taminy rahalahany narary mafy???nahafoy fotoana akory ve hamangina 3taona ny vadiko narary indray mandeha NY MBa namangy,izaho dia liam-pihavanana fa hafaty ko
fiber_manual_record non identifié
Dernière visite: Il y a Jamais
A rejoint: juin 13, 2018
fianakavina sy ny adidy
Ekeko fa tsisy ny Tonga lafatra fa raha fisehosehoana ivelany fa hoe famille uni nefa tsy mifapiraharaha aminy sarotra fa ivelany fotsiny mila Tonga saina fa manimba ,ny ary raha vady sy zanaka ny alefa dia mahazo tsiny foana sy zay tsy eo ny maimbo efa ita zany ,sady tsy ekeko fa aleo ny tsiny eraha mizaka
fiber_manual_record non identifié
Dernière visite: Il y a Jamais
A rejoint: juin 13, 2018
fianakavina sy ny adidy
Raneny : Ny Ntaolo nilaza fa aleo very tsikalakalam-bola toy izay very tsikalam-pihavanana, tsy dia ilay manatritra solom-bodiakoho loatra no zava-dehibe (indrindra rehefa mihasarotra ny fiainana noho ny antony maro, miankina na tsy miankina amin'ny tena), fa ilay fifampirariana soa na koa ilay tso-drano raisina avy amin'ireo ray aman-dreny nipoirana.
Efa nozarazarain'ny vola loatra mantsy ny fihavŕnana malagasy, hany ka manao omby mahia tsy lelafin'ny n******* ny fiaraha-monin'ny mpianakavy.
fiber_manual_record non identifié
Dernière visite: Il y a Jamais
A rejoint: juin 13, 2018
fianakavina sy ny adidy
Mandiniha: NY tsapako d rehefa tsy manana ianao na ambany noho ny any hafa na d samy piray tampoho aza dia mora ny manome tsiny sy manaratsy ary heveriny hafa azo baikona ny tokatranonao ,ary zay metimety ara bola ny tohoteny sy tsy mety kianina fa zao ny miady tsy tsara fa raha hafaty kosa d aleo maka distance
fiber_manual_record non identifié
Dernière visite: Il y a Jamais
A rejoint: juin 13, 2018
fianakavina sy ny adidy
Ianao mihintsy zany Raneny otran'ny raneny mandrivotra, fa raha any @ fianakavianao ve ianao dia aoana ndray sa tsisy resaka. Ary ianao koa angambany tsy mpanao adidy ka mimenomenona raha sedra manao izany sady ny zanakareo otrany sakananao tsy hanao adidy sy tsy hiray @ fianakavian'nydadany.
Nyhevitro dia mila lanjalanjaina tsara daholo ny adidy atao, ny fahoriana sy ny marary moa tsy afaka hialana mihintsy sady tsy mampilaza, fa raha fiarabana tratry ny taona zany dia efa fatatra mialoha hoe hisy an'izay dia mila manamboatra programme ianao
fiber_manual_record non identifié
Dernière visite: Il y a Jamais
A rejoint: juin 13, 2018
fianakavina sy ny adidy
Maninn kosa ary Raneny no omenareo tsiny foana. Refa tsy misy ny hoenti-manana d tsisy na fahoriana io na fifaliana. Samy manana ny fomba fitantanany ny volany ny tsirairay. Tsy hifanomezan-tsiny mitsy zany. Fa lé fifandraisana amin'ny fianakaviana koa anie tsy voatery hoe misy depenses foana eh, afaka atao tsara ny mikorŕna tsy misy fandaniana, sinon ôtran'ny bandy miaraka mirevy io, samy mamoaka izay ao ampôsiny fa tsisy terena, tsisy hiteny mitsy hoe ndana elŕ miala fa elŕ tsy nanao kôtikôtŕ.:bigkiss
fiber_manual_record non identifié
Dernière visite: Il y a Jamais
A rejoint: juin 13, 2018
fianakavina sy ny adidy
Za manokana aloha dia tena tsy mirevy ny havambadiko mihintsy surtout ny avy am dadany... tena allergique za e! tsy reviko ary teneniko mihintsy ny vadiko sy ny rafozakodia manaiky ny sy manaja ny tiko izy ary tsy manery ahy ho any mihintsy dia milamina za! raha misy tsy voany vadiko koa avy amin fianakaviako dia tsy manery azy mihintsy aho ny andeha ho any satria libre ny olona am tiany atao fa tsy terena akory.

Za tsy miraharaha zay hevitry ny havany any satria samy manana ny fiainany io... fa za manao adidy be kosa aloha raha ilaina ... fa ny iaona amin zareo matetika tena non mihintsy ny ahy (sortie famille, fivoriana famille...) ny ataoko dia fiarahabana tratry ny taona, famangiana (terabao, marary, maty), mariazy, vodiondry, batisa, fivoriambe teraka fianakams... Zay iany

Ny avy aminko ary zara raha manao anzany rehetra zany nefa mifankatia zahay cousin cousine sy tonton tantine! mahavariana lé havam bady tsy tiana foana indrindra havan bandy!!!! lol

OKAY
fiber_manual_record non identifié
Dernière visite: Il y a Jamais
A rejoint: juin 13, 2018
fianakavina sy ny adidy
ny ahy dia zaraiko tsara sy tsy asiako tombo sy hala ny fotoana natokako hanaovako ny adidy amin'ireo fianakaviana .

toy izao no emploi du temps isanandro raha 24 ora ny iray andro:
- adiny 8 matory
- adiny 1 kritsikritsy amin-drafotsy
- adiny 1 miomana sy misakafo
- adiny 1 eny an-dalana , 30 segondra eo ho eo mamelona téléphone raha tsy low bat
- adiny 8 any am-piasana
- adiny 1 mody
- adiny 1 manao sakafo
- adiny 2 manampy ny ankizy manao devoir
- adiny 1 mampirim-pandrina sy mifampisafosafo amin-drafotsy ary mamono ny téléphone sao misy miantsoantso !

ny ambim-potoana amin'ireo dia omeko amin'ny fo madio tsy misy arakaraka sy tsy misy antoka na taratasy mazava an'ireo havana tsy foiko indrindra !
fiber_manual_record non identifié
Dernière visite: Il y a Jamais
A rejoint: juin 13, 2018
fianakavina sy ny adidy
NY fiainana mandalo rangah ah!!zao ah vo miasa ,tokony mba milamina sy mba miaraka manala trosa taminy fitsabona , zao ny tanjona amiko zara aza ny kilonga minakena fa mafy zay 3taona zay fa ny mapalahelo d toa lay vadiko rehefa salama sy nofosana ankehitriny dia ny havako ny fianakaviko tsy afaka mandanjalanja fa lasa borne be Maita negation am vady ankehitriny an!!!! Ny vitambady anefa tsy vitan-kavana zany

Ajouter un commentaire

2 + 8 =
Trouvez la solution de ce problème mathématique simple et saisissez le résultat. Par exemple, pour 1 + 3, saisissez 4.