Vous êtes ici

Sao dia mba tsy tokony hividy fiara intsony aza aloha ny olona manam-bola aty an-drenivohitra @zao eh? Ny lalana efa tery sady potika, avy eo tsy misy toerana anasinao ny fiaranao tsony fa apekarinao eny @ trottoir ny fiaranao de aiza indray ny lalan'ny mpandeha tongotra, ny rivotra maloto, ny solika miha-lafo....

Par : Anonyme
Tena izany mihitsy! ny olona
Tena izany mihitsy! ny olona indray no mandeha am arabe ve kou! tokony ferana mihitsy ny fiara ampidirina eto an-drenivohitra! r
Par : jama
Le foto-pisainana iany no
Le foto-pisainana iany no mahatonga izany amiko !

Ajouter un commentaire

2 + 4 =
Trouvez la solution de ce problème mathématique simple et saisissez le résultat. Par exemple, pour 1 + 3, saisissez 4.