Vous êtes ici

Ny mpitondra rehetra nifandimby dia tsy nisy nahavoafehy ny fidiran'ny mpianatra eny amin'ny Université mihitsy. Asa hoe angamba tsisy nandalo teny ry zareo ankoatra an'ny zoky Hery (HVM). Mba eritrereto hoe ny mpianatra amin'ny Université provée efa manao soutenance, ny L3 ohatra, fa ny an'ny université eny Ankatso na eny Vontovorona vao hiditra (Vontovorona io). Sao mba tsy rariny kosa e ! Dia rehefa mitaky ny ankizy mpianatra dia darohana bombe lacrymogène.

Par : Missi
Izao ary ty ny mpianatra
Izao ary ty ny mpianatra madinika (niveau 1 à 3) lasa foza orana ny programme fampianarana koa mainka fa université. Ny tena marina any amin'ny tsy olana fona no mitady vahaolana
Par : Bera Pôlisy
Marina loatra ny voalaza.
Marina loatra ny voalaza. Izao ny université Toamasina milaza fa ny fidiran'ny mpianatra dia mars, ary ny examen dia octobre. Tsy haiko izay raisonnement an'ny mpitantana io anjerimanontolo io fa : - ny baccalauréat mety any @ volana juillet na août satria averina @ taloha ny calendrier scolaire. Dia haninona izany izay afaka bacc manomboka septembre hatr@ mars ??? Samia velon'aina.
Par : anonyme
Mandehandeha aloha, dia
Mandehandeha aloha, dia manambady izay mahabevohoka zanak'olona. . . Tsy misy azo atao anie ry zareo e, miaina amin'ny zava-misy. Izay rehefa te ianatra am sekolim-panjakana e, tsy maintsy very taona iray na maromaro, fa ny diplome no jerena e, tsy very izany mihitsy hatrany ivelany

Ajouter un commentaire

6 + 12 =
Trouvez la solution de ce problème mathématique simple et saisissez le résultat. Par exemple, pour 1 + 3, saisissez 4.