Vous êtes ici

Salama daoli,

Nandalo fiainana maro sy revy maro a de naita expérience bdb. Tao ny tsara tao ny ratsy fa ny tena tiko atongavana ry zareo de zao a. Rehefa nandinika a de io fijerena "PORNO" io daholo no antony mahatonga ny fiainatsika ho potika.
Rehefa trop ny fijerena anio de io no mibaiko anao satria te hampiatra anio enao ka hirona ho azy any @fijangajangana isan'karazany.
Na ny fisainanao sy ny toetra tsaranao de very daholo.
Nareo v ts mahatsapa oe misy fotona ts maazo aina mits rats mijery anio? iny enao le efa vofatotra ka mitady zavatra ratsy anatontosana filàna. (itady mpivaro-tena, anao plan, itsikilo vevavy sns..)
Ho atsika zay efa tafalatsaka lalina ao. andramo ne ny mandà ny tenanao tsy hijery anio intsony fa tena hiova ny fiainanao ary ho tonga saina enao oe zany ve ny fiainako taloha. Ho betsaka ny soa azonao. Hiatsara ny fifandraisanao @manodidina anao

Fanentanana iany ny ahy fa aza de varina lotra ry zalah sy zavavy a. Mandalo ian zao fiainana zao. Sur daoli

Par : RaDesc
Misy marina tokoa ny an
Misy marina tokoa ny an'ingahy. Tena ilaina ny mifehy ny saina tsy hivarilavo @ io. Miova ny fomba fijery rehefa tena tafaroboka @ io ary azo lazaina fa anisan'ny zava- mahadomelina mahery vaika izy io.
Par : taloha
Fony tsy mbola nanambady no
Fony tsy mbola nanambady no tia mijery. misy salle-na video moa teo @ tanana t@ zany dia mijery ilay derniere seance @ alina be iny t@ izany. Vao nanao sipa dia afaka, nony niditra t@ RS t@ sipa moa dia hitako hoe lafatra kokoa noho le @ film ilay découverte dia toy izany mandra-pahalehibe. Taty aoriana anefa miara-mijery X @ vady ihany na par internet na @ fahitalavitra fa tsy addicted aloha na izany aza eh
Par : ANDRY BE
Ka mila asiana sira anie ilay
Ka mila asiana sira anie ilay fiainana.

Ajouter un commentaire

14 + 4 =
Trouvez la solution de ce problème mathématique simple et saisissez le résultat. Par exemple, pour 1 + 3, saisissez 4.