Vous êtes ici

Miarahaba antsika rehetra.Azo atao eto Antananarivo renivohitra ve ny misoratra tsy @arrondissement.Izany hoe alaina any @toerana privé ilay delegué au maire ary any no atao ny soratra. Raha mety dia inona avy ny procédure arahina.Misaotra antsika

Par : Nax
Bonjour, mety tsara ka. Fa
Bonjour, mety tsara ka. Fa mila manantona any am adjoint au maire miasa amn arrondissement ireny. Ny taratasy ilaina tsy miova (copie, certif de celibat, cin, residence) fa ny vola no toa misimisy an
Par : Manjatiana
Tsy misy ve hoe maka
Tsy misy ve hoe maka ordonnance any @tribunal satria ra ny lalàna mantsy dia tsy mahazo mivoaka ny arrondissement ny adjoint au maire sy ny bokim-pianakaviana. Dia izay lalàna izay no mapisalasala kely sao dia lasa kolikoly mantsy ilay hoe vola misimisy no haloa
Par : Missi
Be mpanao b ary lé maka
Be mpanao b ary lé maka adjoint au maire any amn espace koa; Manantona eny am commune d any mahazo valin-teny e. Raha mba misy efa nisoratra tany antrano na tamn espace mba afaka mcommente vo maik tsara
Par : Ginah
Tena mety an. Manantona ny
Tena mety an. Manantona ny adjoint au maire am firaisana misy anao. Nen'lé cousin-anay zay aza moa adjoint au maire tany ambanivohitra be tany no nantsoiny
Par : PIQUE
Mety, izahay nanao soratra
Mety, izahay nanao soratra tany an-trano niaraka t@ vavolombelona fotsiny. Nankany ny adjoint au maire sy ny secrétaire ny. Fa nila nanantona azy tany @ Birao, tena nisy droit nisy réçu tsara 100000AR. Dia mbola miantoka ny frais an-dry zareo+ valopy misy falim-po kely.

Ajouter un commentaire

5 + 7 =
Trouvez la solution de ce problème mathématique simple et saisissez le résultat. Par exemple, pour 1 + 3, saisissez 4.