Vous êtes ici

Miarahaba izay mpandalo ato,

Mba te hanontany hoan'izay efa nampiasa fiara boite automatique hoe inona avy no tena problème sy inconvénient hitanareo?

Azo hidirana ihany ve sa aleo manuel ihany?

Tsy dia arako loatra manko io fa mbola tsy dia nampiasa sy nahalala olona tena nampiasa ela boite auto mihintsy nefa manomboka miha betsaka ny fiara boite auto amidy indrindra fa ireo taty afara.

Misaotra mialoha

Par : Radana
Ny boite auto tsara,
Ny boite auto tsara, indrindra raha ireny misy mode sequentiel ireny. Jereo tsara fotsiny fa ny mpanamboatra boite na fiara manome km hoe tokony atao vidange ilay BVA (ohatra 70 000km) ! Ny menaky ilay BVA no somary lafo.

Ajouter un commentaire

5 + 1 =
Trouvez la solution de ce problème mathématique simple et saisissez le résultat. Par exemple, pour 1 + 3, saisissez 4.