Vous êtes ici

Ahoana no ananana zaza hendry kokoa?
Ny fomba fitaizana taloha izay mikapoka sa ny fomba fitaizana ankehitriny fady kapoka?

Par : René
Bjr daolo, tsara le
Bjr daolo, tsara le fanontanina, ra za manokana dia aleoko ilay taloha: kapoka , satria na ny baiboly aza niteny an'izy io
Par : Jane Rahel
Tsy dia mikapoka loatra! Mila
Tsy dia mikapoka loatra! Mila resahina dieny ao ankinina ny Zaza!!! Tena marina an!! Dia miresaka aminy foana rehefa misy malalaka! Ampianarina mivavaka!ny ahy annn 2 pour cent mibedy rehefa manao bêtise ! Tsinjo Sofina kely! Fa 98 pour cent câlin !!fadio ny mikapoka Loha , tanana( satria manoratra ny tanana sns) ny tanantsika natao anafosafo fa tsy hilapoka foana!!
Par : Michael Chan
Arakarakilay toetra ny zaza
Arakarakilay toetra ny zaza io. Fa izy roa mifameno
Par : Noya
Ny tenin Andriamanitra marina
Ny tenin Andriamanitra marina foana fa ilaina ny ratsakazo ho an ny zaza.
Par : Classie
Mahoby ny firesahana,
Mahoby ny firesahana, matetika isika lehibe reraky ny fitadiavana sy ny rotoroto dia tsy mahavita an'izy io fa tonga dia mitrerona sy mikapoka, Ny zaza rehetra manao bêtise daholo ary anisany mitondra développement ao aminy koa anefa izany, fa resahina izy oe izao tsy mety, raha manao dia omena avertissement miteny entitra, raha mamerina ihany dia privé de goûter ou jeux ... mafy aminy iny ary mandray izy avy eo. Tsara koa rehefa avy miasa mba manontany ny zaza oe inona no nataonao, ny tany ampianarana sns dia maka fotoana rehefa week-end ohatra miara milalao aminy, manao kivarivary na ravitsilia, mila mahafantatra ny zanantsika isika.
Par : Zakaria
Ny ahy aloha ny zanako mbola
Ny ahy aloha ny zanako mbola tsisy voakapoka na in-1 aza, olombelona ireo dia resaka foana no atao aminy,ary heveriko fa anisan'ny zaza hendry ry zareo 25/27 ans, mampiaka-peo indraindray ary eo am-pisakafoanana no tena miresaka tsara , tsy fananarana akory fa dia mitafa tsotra e , izay no tsy amelako ny mpanampy hiara hisakafo aminay ...
Par : Lovasoa
Mikapoka (fa tsy midaroka)
Mikapoka (fa tsy midaroka) soamantsara (misy nuance io)
Par : lalie
aa
aa
Par : a
b
b

Ajouter un commentaire

9 + 3 =
Trouvez la solution de ce problème mathématique simple et saisissez le résultat. Par exemple, pour 1 + 3, saisissez 4.