Vous êtes ici

vao mikasa anambady , mba te anotany anareo izay efa manambady, inona ny tena fitatanambolan'ny mpivady mampateza tokatrano ?D INONA NO TENA SITRAPON'ANDRIAMANITRAMarihiko fa samy miasa zay mivady ary atreto aloha dia asehony aho daholo ny karamany retraka alohan'ny idirako anaty fanambadiana dia mila ny hevitrareo ahoTOKANTRANO TEA KRISTIANA NO IRIKO RAHA MBA METY d aleo nNY SITRAPON'ANDRIAMNITRA IHANY NO EZAHINA IFAMPIZARANAMankasitraka tompoko

fiber_manual_record non identifié
Dernière visite: Il y a Jamais
A rejoint: juin 13, 2018
Fitatanm-bolan'ny mpivady

Mandraisa toerana aza enao fa homeko anao hatramin'ny voalohany ka hatramin'ny farany ity resaka fanambadiana ity. Hiantsika tsara io...........
fiber_manual_record non identifié
Dernière visite: Il y a Jamais
A rejoint: juin 13, 2018
Fitatanm-bolan'ny mpivady
fa ina aza ty mamorona sy mitady probleme ty e!hanambady ianao ve tsy ho fantatrao ny projet nao/depensenao sns.....
fiber_manual_record non identifié
Dernière visite: Il y a Jamais
A rejoint: juin 13, 2018
Fitatanm-bolan'ny mpivady

raha te ahafantatra bebe kokoa ny sitrapon'Andriamanitra dia mila manatona pasitera na mila mandeha mivavaka @ Alahady dia vita, fa raha fitatanam-bola dia mandraisa marina seza fa hanazava azy io Njoun
fiber_manual_record non identifié
Dernière visite: Il y a Jamais
A rejoint: juin 13, 2018
Fitatanm-bolan'ny mpivady
ataovy mazava tsara ny budget
ny vehivavy mitatambola, ny lehilahy manao suivi
izay no itako tsara indrindra @ tokatrano rah aten kristia
'mba hoy iray ihany izy roroa'
fiber_manual_record non identifié
Dernière visite: Il y a Jamais
A rejoint: juin 13, 2018
Fitatanm-bolan'ny mpivady
Tsy mahay ,
Ny tena sitrapon'Andriamnitra anie ,dia ny manaraka ny didiny e ! mila mamaky baiboly sy tena mampiatra ny fiainana kristianina ,fa tsy sarintsariny fotsiny .Betsaka anefa ireo mpaminany sandoka na ireo manao fitondran-tena mifanipaka @ soratra masina .
-Alohan'ny hiresahana fitatananm-bola izany dia mila mipetraka mazava tsara ny resaka fitondran-tena kristianina .
a) Voalohany ,raha tena izy tokoa no kasahinao ho vadinao , mandrakizay io na @ mora na @ sarotra .Mijoroa foana @ fahamarinana satria ny resaka vola ,dia resaka fakam-panahy satana koa ny ao am-badika ka mila miady mafy .
b) Ka raha samy miasa ianareo mivady dia ataovy mazava tsara fotsiny ny resaka fiatananm-bola e ! maninona moa ny karamanao tsy tonga dia viré -na any @ compte n'i madama amin'izay tsy manana tentation hangalam-pihinana na hiodina ŕ gauche ŕ droite . Raha toa ka mba mila vonjy na mihindram-bola ny mpiray tampoo dia atovy carte sur table .Aza misy zavatra afenimpenina izany e ! i madama koa tokony i comprendre ny zavtra ilaina rehetra ao an-trano .
c) Ny resaka économie indray iny ,mandeha ho azy rehefa misy ambiny kely ny karama na dia sarotra aza amin'izao fotoana izao @ malgasy maro .
d) Ny fiainana izany dia mila miezaka foana ,aza mifanjana na mahatsiaro tena ho voa ,satria izay no nitsofan'Andriamanitra ny tokan-tranonareo na @ mora na amin'ny sarotra .
e) Mila mba manana projet de construction koa izany ,ohatra manamboatra trano ,na zavatra mivaingaina ho an'ny ankizy dia aza adino koa ny mangataka ,misaotra ,midera sy mankalaza izany @ anaran'ny Tompo ,i Jesoa Kristy izay maty teo @ hazo fijaliana noho ny helotsika satria tsy resaka matériels fotsiny ny fiianana na misy fahasoavana avy @ Andriamnitra fa kosa midera azy sy manao ny zavatra tadiaviny 'ny famkiana ny soratra masina isan'andro ) .
fiber_manual_record non identifié
Dernière visite: Il y a Jamais
A rejoint: juin 13, 2018
Fitatanm-bolan'ny mpivady
dia mahavariana ilay fisainana gasy,Andriamanitra angaha no haka vady anao?
fiber_manual_record non identifié
Dernière visite: Il y a Jamais
A rejoint: juin 13, 2018
Fitatanm-bolan'ny mpivady
manokafa compte bancaire any andanitra dia Andriamainitra asaina mitantana

Ajouter un commentaire

2 + 4 =
Trouvez la solution de ce problème mathématique simple et saisissez le résultat. Par exemple, pour 1 + 3, saisissez 4.