Vous êtes ici

miarahaba nareo nmana ato min ny moov.toy izo mba hilako fanampiana kely.kristinina mafana fo sy mandray anjara amin ny lafiny retra aao ampiangonana ny vadiko na ara bola na aaraa potoana amin ny lafiny retra mihintsy ary aaniasan irony mpiara miasaa akaiky ny mpitandrina irony.Izao anefa ny zava mitranga havadika amin ny volana aogostra ny reniny vao maty erintaona izay ary ny zava misy dia ody gasy sy fombandazana no tenaa fanaon ny fianakaviany.sahirantsaina ny amin ny fanapahan kevitra izay ho raisina izy.ary efa vonona ny handeha ho any fa matahotra ny fihavanana.Maampaalahelo ahy anefa izy noho ny toerany amin ny fivavahana.Isy hitako izay hanampiana azy sao .sao mba misy efa nitrangan izany tranga izany ianareo.inona no nataonareo ary raha ho aany izahay dia ionona no fihetsika atao.lehilahy aho no manoratra.

Par : ngahpasybe
Asaivo entiny ambavaka ny
Asaivo entiny ambavaka ny fiainanareo indrindra ireo fianakaviana fa hisy fiovana ho azy eo io. Hain'Andriamanitra ny zavatra rehetra. Ny vavaka hono mantsy manova zavatra. Hamafiso ny finoana.
Par : anonyme
Mpivavaka masirasira be zany
Mpivavaka masirasira be zany,rehefa tena mivavaka tsy tokony hikasikasika resaka famadihandrazana sy ody gasy sy ny tariny zany,henamaso ny fianakaviana ny azy ny betsaka. Mifanohitra tanteraka amin'ny Baiboly izany fa ny olona no manamarimarina ny ataony eo.
Par : Torohevitra
Miarahaba o. Ny kristianina
Miarahaba o. Ny kristianina tsy maintsy sedraina, dia io ary zao lé sedra. Zaran'ise ary izy vehivavy dia afaka "miala". Ny fiainana mandrakizay tsinjovina, fa ny fihavanana eto antany miravina fona rehefa mandeha ny fotoana na misy disadisa ary indraindray. Izay mandà ny Tompo eo anatrahan'ny olona anie dia holaviny any amin'ny fitsarana farany e. Hevitra ny ahy, manaova programme vacances amin'ny androm-pamadihana, amin'izay tsy misy misikotra any antrano. Zaranao ary izy hoa vehivavy, dia misy anao afaka mitarika azy na hoe misy adidy hafa any am fianakavianao, tsy tokony alahelo izy raha tena important aminy Andriamanitra
Par : kalie
amiko aloha tsy mifanipaka ny
amiko aloha tsy mifanipaka ny famadihana sy ny fivavahana e, za tsina tsy mivavaka am razana , ary tsy manao ody gasy , fa kosa fanajana ny razana ny famadihana , zahay rahateo tsy mamadika , saingy kosa rah misy olona manasa anay hanatrika famadihana ,de mandeha zahay miaraka mifaly sy mizara ny fifaliana amindry zareo . ny antony zany de zaho efa mahafantatra sy araka ny foto pinoanay fa ny kristiana tsy ambany lalana fa ambany fahasoavana.
Par : Liana
Tsy misy mahamenatra ny
Tsy misy mahamenatra ny hiteny hoe ;tsy maty @ nay ny famadihana d zay.Tsy misy afaka hanompoTompo roa .Tsika Gasy mantsy @io sao d hanan_tsiny sns mba manana ny hevitra sy mijoro @zay maha izy anao .Tena zavatra mifanipaka be zany famadihana sy fivavahana zany rahavako fa aza dia miteiteny foana !!!vao resaka famadihana dia ao zay dadarabe mpanandro sy ny ody gasy.

Ajouter un commentaire

4 + 12 =
Trouvez la solution de ce problème mathématique simple et saisissez le résultat. Par exemple, pour 1 + 3, saisissez 4.