Vous êtes ici

Asa raha misy mitovy problčme amiko.Mahita tsara ny masoko na efa zokinjokiny aza (efa passé 45 ans). Tsy marary an-doha izany. Fa kosa, dia mena maso lava aho, ahiako noho ny pollution misy. Tsy te hapiasa fanafody vazaha aho, fa remčde de grand mčre no tiako ampiasaina hanadiovana azy. Efa nodioviko t@ serum phisio fa tsy mampiova azy...

Par : za zay
Dia itovizana izany fa izaho
Dia itovizana izany fa izaho koa manana io problème io. Mena maso lava nefa mahita tsara no tsisy hoe mamary andoha izany....

Ajouter un commentaire

1 + 8 =
Trouvez la solution de ce problème mathématique simple et saisissez le résultat. Par exemple, pour 1 + 3, saisissez 4.