Vous êtes ici

Salamana daholo isika rehatra,

Tsaika tsy ho poster ko ihany ity resaka ity re olona fa aotrany mba tiako hoe ho zaraina amin'ny maro anisa ihany ilay izy. Resaka somary mivaoka amin'ny ordinaire moa izy ity ary mety hahagaga ny sasany mihitsy aza. Momban'ny dadabeko izy ity ary momba koa ny fomba fanaony rehefa indraindray sosotra izy.
Izy aloha, dia olona azo lazaina fa normal tsara ary nianatra no sady nandalina, ary mpisolovava a la retraite moa izy fa azo alazaina hoe tena mahay izy ny asany ary mazana mahomby faona. Fa misy fombany izay tena mampihomehy ato amin'ny fianakaviana. 

DADABE MILAHITRA GUICHET

Rehefa somary tezitra izy, dia mananaiany olona, ary mazana olona mandreraka sy ilay ilona hita hoe mpanalika olona hafa ireny no victime. Misy an'izany hoe misy olona mahatsiravina na mijery azy aza aloha, milahitra tsara ao amin'ny banky (eo amin ny guichet ireny), fa tonga dia kitihiny; any ka miherika ilay olona fa modian'ny dadabenay adala fotsiny ary midony mitazana zavatra hafa. 

ALEO TSY MIBAHANA REHEFA MISY BUFFET DE MARIAGE

Misy koa, amin'ireny buffet de mariage ireny, misy miseo manao be sandry be fotsiny, tsy tia ahalala an'izay sasany. Justement, amin'io sakorokoroka be iny mihisty no hikitiany indray ilay olona miseo azy be sandry, fa tena .. o ry reto a...miteny ireny mihitsy. Misy an'ireny garde garde du corps ireny koa, tena tiany no manisy an'ireny. Misy an'izany 4x4 be izany feno garde, efa taona vitsi2 zay teo aminy 4 chemin teo ampasampito teo, tinga de mibahana be tsy te ahalala, nefa hita hoe mi creer embouteillage fotsiny. Fa taitra oa ny lohan'ny baina fa nampidiny mora2 ny fitaratra tao aoriana fa tonga dia nasina sioka sioka ilay fiara be fa tonga de niherika ilay be contre soleil ary ny mampihomehy, dia tena sadaikatra ry zareo satria tsy fantany a 100% hoe iza ilay tena naota be teo..satria moa, maro ny olona tafahitsoka ka tsy afaka mihitsy izay hanendrikendrika. Fa ten aotrany tonga saina dia nisaka ho azy. Hoy ahy hoa, d'un cote, tsara ho azy izany satria manao fihstrkia maivam doha ka amiko, ils meritent cela!!

DOUANIER PARFUME AU COCO

Misy an'izany hoe mamaoka entana any amin'ny douane any ivato, dia ampiandrasin'ny olona hoe tsy maintsy izany Coco izany no manao signature, fa taitra i baina fa tinga di anihiran'i baina hira imorovise hoe..."coco cocoo cococococococo...ou es-tu mon coco....cocococococ, fa tsy nahetiska ny iray birao tao ivato tao. Ny ahy moa, efa manomboka zatra azy, dia je me contente juste de hausser les epaules et je sors discretement.
Misy koa, cas iray izay, olona mano depassement dangereux ireny, fa hananian'i rabainabe amin'ny klaxon mihirahira sy ny pssst pssst (izy tsina mbola mitondra na de efa handray 74 taona aza amin'ny fevrier.).
Une fois koa, miantsena izahay amin'na centr commercial ray izay, dia misy olona aotran'ny fonctionnaire manao costard be ireny sady misekoseko, fa mody tsy taitra mihitsy izy manantona moramora an l olo, any ka tsy mailo ilay olina. Rehefa eo akaiky eo amin'izay, mody asiana hoe "belle chemise mon vieux", na koa hoe "tsara lobaka zany zalaheeeeeeee", mainkina, fa tena kenda le olona no sady tsy manampoho.....

 AZA MITONDRA MAFY LOATRA ENY AN DALANA FA METY AMPIDIDOZA

Misy koa, mandeha eny an dalana, i ra baina be no mi conduire aminio (attention fa 77 taona izy fa mbola mahafehy tsara'no sady kinga), fa misy an'ireny maano depassement abusif ireny fa ataony mahazo farce mihitsy.... misy an'izany klaxonner ny papapapapapapapapapa tsisy farany, na koa ataony psssst psssst mafy fa tena tonga miherika zay tratra no sady rangitra. 

TONTON DISO HAFAHAFA FA ALEO IHANY DADABE

Fa ny pite, ny tonton-ko, izay tsy tia frantsay, indrindra moa ireo frantsay eto Dago satria hoy izy hoe manjakazaka hono.... fa ahy hoy izy, tsy hanaiky an'izany ary ny ahy dia ataoko mahita ireny vazaha ireny eto. Nisy vazaha mitaingina moto be zay, no sady mi depasse no izy ndray no hitady hisisika, fa nomen'ny tonton Rafidy phare no sady no nomeny klaxon laaaaaaaaava, no mbola nomen'ny hoe...... I dadato rafidy ihany koa, misy an'izany 4x4 be misisika be izany ka tena tsika nidofotra aloha tany amin'ny fiara hafa, fa tonga nifanitsy teo aminy, fa tonga dia novazavazainy le fiara be hoe "doucement cre....!!!!", fa tena nijanona le fiara panjakana ary tsy nahetsika so sady lagy fa mihevitra azy ho vhauffeur am panjakana loatra ka tena nahazo taim bava tamin'izay. Indraindray aza, omeny mihitsy mihitsy aza une fois zay hoe.... ferme ta gueule espece de sous phyphre...encore une fois, amin'ireny chauffeur ireny.

Fa ao @ fianakaviana misy mankatohoa ny atoan'i tnton (ralahan'ny dadako moa izy io) misy tsia, fa aleon'ny maro ihany, ny dadabenay (papan'i mamanay izany), satria ny an'azy tsy dia be gros mots fa dia hanihany no betsaka...fa aleo aza amiko, izany satria, efficace kokoa ilay izy, satria mety mahatonga saina aza no ny hoe minetroka olona. Fa bon, c'est mon avis, satria amin ny hanihany koa, saroyra laviirra amin le olona no mamaly nao.

Miverina amin'idadabeanay indray, nisy an'izany hoe metsena any amin ireny centre commefrcial ireny, dia tsaiko hoe ahoana nonahafantarany azy fa hoy izy hoe, iretsy hoy izy, mpiasa ny fisc, ireny mihitsy le manambaka vahoaka....fa modiny tsy taitra aloha amin'ny voalohany satria mbola misimisy ny course atao, dia avy eo, vao hoe kelikely sisa, kitihiny amin'izay le iray miresaka tsara amin'le respinsable ny magasin, de avy eo izy, lasa aotan'ireny tsy nanota ireny, le olona sady fanona no tsy manampo no sady lagy. Nivaoka ny centre izay de mopbola nifanena. T@ collegue lay voakitika teo ihany, fa nataony ndray hoe "mmmmhhhh... belle chemise blanche ...mal repassee" no mbola lasa ihany izy etsy alohanay etsy. Izahay moa juste ato aoriana fa mody fanona hoe tsy mahafantatra azy ary d'ailleurs, zay fiana ny paika fa manjary silaka be, ianao no hilan'ny lova vanona eo hoe miaraka aminareo nga io baina be io, fa de aleo miataka azy manao mody vendrana ihany.

AGENT DE PARKING MISY MANAO REMARQUE CHEMISE

Aoyran'izay tsisy hafa no nataony t@ mpiasanna societe de parking irayyyyy zay...tetsy tsaralalalan, mametraka an" ireny contravention ireny le rangaha, izy, sendra mandalo fa nokitihiny aloha le ray somokotra be mametraka contravention...fa tsy nahantatenty vazivazy ka aotrany nikamenina hoa masoso.... olon dehiba patati patata...fa novalian'ny baina amin na kopakopaka be fotsiny fa tsy nahetsika koa. Angamba 1 mois apres, mbola teo antanainarenina teo koa, misy mpiasa parking 3 sa 4 miresaka sady mivaninivany no sady manisa vola...sa tsolotra...tsy aiko....fa nokitihiny ny telo no sady lasa ihany baina...n en plus ndray,  omeny clin d'oeil...nomsady lasa ihany izy....fa na niteny irery daholo zay tratra. izahay zay efa mailo, de aleonay mandeha cote oppose an'le lalany fa sao dia rakatra eo hoe miaraka 

ra-tsaina, dia manambaka tanora mihitsy.

Par : pekil
Lava be loatra dia tsy vovaky
Lava be loatra dia tsy vovaky
Par : Mampiomehy
Je ne vois pas pourquoi on
Je ne vois pas pourquoi on admirerait ce vieux sénile! Pssitt psitt!!! et chatouilles.... vraiment! .... le petit 4'mi de 10 ans en fait autant!!!!...
Par : de
de tsitako ny antony
de tsitako ny antony hanaparitahana an'ity sujet ity ato.feno an'ity sujet ity dhl ny rubrique rht.sad tsy mahaliana no fitiavana te hiseho milay ftsn.puuufff
Par : rinakely501
I blackeagle indray io
I blackeagle indray io mirediredy io, izy mantsy no tsy tia vazaha dia asiany amin'ilay mi style amin'ny phrase tokana amin'ny teny anglisy mba hainy dia hoe manambany ilay vazaha hono izy!hihihi

Ajouter un commentaire

6 + 4 =
Trouvez la solution de ce problème mathématique simple et saisissez le résultat. Par exemple, pour 1 + 3, saisissez 4.