Vous êtes ici

Tsy haiko ianareo ra mitovy amiko fa mankaleo be indraindray Le fahasarotampiaro. indray2 hotrany mampirisika ahy hampirafy

fiber_manual_record non identifié
Dernière visite: Il y a Jamais
A rejoint: juin 13, 2018
Hasarotampiaro
hahahha
mahatsiaro anizay anadahiko zay za mahita an ity
saro piaro loza be le vadiny , na handeha hiasa harivariva mou de ts manaiky iz raht miaraka reo ( mpamily taxi)

farany de niteny le anadahiko hoe, hitondrako vevavy ray camion ianao ny farany fa ataovy tsara na za ts ho hitanao intssony
fiber_manual_record non identifié
Dernière visite: Il y a Jamais
A rejoint: juin 13, 2018
Hasarotampiaro
Jalousie >>> Tsy haiko raha mpivady ianareo raha mpifamofo, anjaranao ny manampy ilay olon-tianao ho afaka amin'ilay fahasarotam-piaro : Ataovy tsapany fa manomé lanja azy ianao, eo imason'ny hafa dia dokafy izy na dia amin'ny zavatra bitika indrindra tsikaritrao aza, lazao azy fa olona mahavita sy mahefa izy mba hahatsapŕny fa miraikitra aminy ny fonao.

Raha sanatria ka tsy dia nahita fianarana loatra izy, dia mba tokony hanao fiofŕnana arak'asa maromaro isan-karazany (hampivelatra ny "personnalité-ny io ka tsy hampitsanga-menatra azy manoloana ny hafa).

Raha toa ka fanalanao andro fotsiny kosa nefa izy, dia tsy hahavita ireo zavatra voalaza rehetra ireo mihitsy ianao satria fitiavana no manosika antsika hanao soa @ izay olon-tiana.
fiber_manual_record non identifié
Dernière visite: Il y a Jamais
A rejoint: juin 13, 2018
Hasarotampiaro
aretina ny fahasarotapiaro ka mila fitsaboana
fiber_manual_record non identifié
Dernière visite: Il y a Jamais
A rejoint: juin 13, 2018
Hasarotampiaro
Tena aretina marina aloa
Mankaleo be
fiber_manual_record non identifié
Dernière visite: Il y a Jamais
A rejoint: juin 13, 2018
Hasarotampiaro
ity sujet-nao ty ko zany tokony ampidirina kely atsy @ le sujet atsy hoe "mandeha fona ty resaka ty"

-saropiaro loatra f'andeha za ampirafy
fiber_manual_record non identifié
Dernière visite: Il y a Jamais
A rejoint: juin 13, 2018
Hasarotampiaro
Vehivavy
Ka le izy zavatra Tsyataonao nefa de
Fona no mahatonga anay hiady ny
Rehetra ataoko de lazainy fa
Diso avokoa. Tena tsy aminareo ny toerana
fiber_manual_record non identifié
Dernière visite: Il y a Jamais
A rejoint: juin 13, 2018
Hasarotampiaro
f'angah ten sarotra be mitsy raha mitady moyen ianao mba tsy hietsika ilay asarota-piaro, trandrao fa matoa koa izay ny olona saro-piaro dia manao ny ataony izy zay ka ianao no tokony mba mietsika manao action par tout les moyens fa tsy hoe avy ndray ty saro-piaro de zay!
fiber_manual_record non identifié
Dernière visite: Il y a Jamais
A rejoint: juin 13, 2018
Hasarotampiaro
Miala tsiny @Tompon'ny sujet fa efa io nolazain'i Mandiniha io no tokony hataonao.

Vehivavy >>> Ho sarotra aminao ihany ny handray ity resako ity nefa dia alefako ihany izy: Ny lehilahy dia tena saro-piaro, eny na dia tsy misy ambadika araka izay lazainao aza, fijery miiba izany ary araka izay inonao ihany no ho tonga aminao : mino ianao fa harary rahampitso, dia efa mivonona ianao hividy fanafody na hiantso dokotera.
Ary na dia izany aza moa ny zava-misy, Raha fantatrao fa ny vehivavy dia noharin'ny baiboly amin'ny fiangonana, fa ny lahy kosa amin'i "Kristy" efesiana 5:24
Ka i Kristy ve natokana ho an'ny fiangonana iray sa mba azon'ny rehetra tadiavina sy ho azo koa? [Sarotra izany Teny izany, iza no mahahaino izany?] Jaona 6:60
fiber_manual_record non identifié
Dernière visite: Il y a Jamais
A rejoint: juin 13, 2018
Hasarotampiaro
TenWords< sasanangy samyhafa ny anao, mametraka zany ianao fa Kristy dia mitovy @ zao lhl rehetra2 zao, hafa2 toa sahafa
fiber_manual_record non identifié
Dernière visite: Il y a Jamais
A rejoint: juin 13, 2018
Hasarotampiaro
Vehivavy >>> izay ilay tsy nahazoanao azy araka ny nolazaiko hoe ho sarotra aminao, mitovy @ lehilahy 1/1000 eto ambonin'ny tany Izy,vakio ny Mpitoriteny 7:28 raha misy lehilahy 19000000 ao Madagasikara, dia misy lehilahy marina 19000 ao 'zany.
(Mahery setra ihany ny verset nomeko anao fa io aloha no misy, sady isika tsy mihambahamba milaza ny marina izany)

Pages

Ajouter un commentaire

3 + 16 =
Trouvez la solution de ce problème mathématique simple et saisissez le résultat. Par exemple, pour 1 + 3, saisissez 4.