Vous êtes ici

Maro ireo efa voamafy noho ny hasarotampiaro, satria io dia anisan'ny manimba tokatrano tokoa! Matetika moa dia n vhv no manao azy ity ! Na dia ts misy antony mahasaropiaro aza dia mamorona tatara ao antsainy ao izy entina iadivana sy hilazana amlay vadiny fa ts met n ataony! Mis ian kou n lehilahy manondrana noho n hasarotampiaro ! ohatra amzan ireo izay tonga dia mamono raha vo maita n vadiny miresaka amina lhl afa! ary n anareo , ahoana no fisehony izay hasarotampiaro izay

Par : Jaly
Tena mapijaly mihitsy
Tena mapijaly mihitsy fahasarotampiaro io a! marina le iz fa marika fitiavana, nef ts azo alefa lavitra loatra fa manimba ny fifandraisana am vady!
Par : Olga
Izaho izao tena nilaozan'ny
Izaho izao tena nilaozan'ny sipako mihitsy noho n hasarotampiaro diso tafahoatra izay nataoko azy! raha vao misy miantso iz dia jerevako fona oe iza no miantso; raha vao sipa le izy tonga d raisiko d ahaizako vava. sady savaiko fona n telefonany sao mis sms afaafa! tezitra mafy tamiko izy ary nilaza fa tsy tatiny intsony n ataoko dia hoy izy aveo oe aleoko mandeha irery toy izay miaraka amin'olona tsy mahatoky ahy.
Par : Haha
Tena tsy rariny kosa izany e!
Tena tsy rariny kosa izany e! aiza ve d ho arahimaso daholo izay atao rehetra! tena sepotra mihitsy raha atao anzan!
Par : kakana
ho ano n kakana ra mb iaraka
ho ano n kakana ra mb iaraka amin'olona diso saropiaro izany aho! mapijaly tena izy d aveo mihatra aminao le iz! tena ts mety a
Par : Mikajy
Ny hasarotampiaro anisan'ny
Ny hasarotampiaro anisan'ny fototra mapisaraka ny olona satria tsy misy mataty an'izany raha lasa be loatra! mila ouvert d'esprit ny olona saropiaro fa ts izay ita rehetra d lazaina fa rafy avokoa .

Ajouter un commentaire

11 + 0 =
Trouvez la solution de ce problème mathématique simple et saisissez le résultat. Par exemple, pour 1 + 3, saisissez 4.