Vous êtes ici

Ny vehivavy amin’izao fotoana izao mihevitra ny lehilahy ho toy ny Organismes spécialisés-n’ny ONU mihitsy :
1-“Cheri oh ! izaho te ihinana an’ity, izaho ividiano pizza, izaho noana be”
amin’izay isika lehilahy dia lasa PAM (Programme Alimentaire Mondial)
2- Raha efa niteraka ny vehivavy miaraka aminao : “Malalako ah, efa volana Septembre isika izao, efa tokony hikarakara ny fidiran’ny zanako any an-tsekoly amin’izay, mba ampio aho chéri ah! S’il te plait”
Amin’izay indray ianao dia lasa UNICEF ( Fonds des Nations Unies pour l’Enfance et l’éducation)
3- « Mon amour, marary lesy aho ah! mba ampio aho hividy an’ity fanafody ity dia mba ampio koa amin’ny karama omena ny dokotera »
Amin’izay indray dia lasa CICR isika lehilahy (Comité International de la Croix-Rouge).
4- “Cheri ah! Manana faniriana aho mba hanangana coiffure, mba afaka manohana ahy ara-bola ve ialahy?”
Lasa PNUD indray isika lehilahy amin’izay (Programme des Nations Unies pour le Développement).
5- « Malala a, je t’aime !! mba ampindramo 2 000 000 Fmg akia aho fa soloiko afaka iray volana ah! »
Lasa FMI indray isika lehilahy amin’izay (Fonds Monétaire International)
Tsy hoe ratsy ny manampy vehivavy fa tsy tokony hiankin-doha be amin’ny lehilahy ianareo ry vehivavy isany, nefa na dia zany aza, ilaina ny fifanampiana raha misy azo atao

fiber_manual_record Toky
Dernière visite: Il y a 7 months 3 weeks
A rejoint: octobre 26, 2018
100% mitovy hevitra aminao za
100% mitovy hevitra aminao za namana a! sady vidinle jtm ve tng d aman'etsy mitsy! :D
Par : Joh
ra pisipa de manaiky a fa ra
ra pisipa de manaiky a fa ra vady de mitambatra foana ny vola de mifanaraka tsara
fiber_manual_record Toky
Dernière visite: Il y a 7 months 3 weeks
A rejoint: octobre 26, 2018
Mila oetina am fomba normal
Mila oetina am fomba normal fa tsy gaté b zan n sipa e! ho reraka iany ra atao daholo zay angatahiny
Par : kalie
hahaha , de refa tsy misy de
hahaha , de refa tsy misy de ataovy hoe tsy manana fotsiny e , amizay enao de lasa oatra ny fanjakana erantany , zay takiana rehtra tsy ananany avokoa
Par : Poun
hahaha!!! zay misy omena e,
hahaha!!! zay misy omena e, Joh tsy tokony ny contraire ve? ny vady no omen izay ilaina fa raha mbola sipa zany afaka oe zaraina ny addition rehefa manao gouter sns... matetika koa ilay bandy miseho mmpirevy sy manolotolotra be ko aiza moa no tsy hievitra ilay vehivavy hoe izay angathako rehetra zao dia omen'io daolo.

Ajouter un commentaire

7 + 7 =
Trouvez la solution de ce problème mathématique simple et saisissez le résultat. Par exemple, pour 1 + 3, saisissez 4.