Vous êtes ici

Bjr! Lhl ao manoratra. Manambady efa ho 12ans. Zaza 3 mbola latsaka 8ans daholo. Hatramin'izay dia ny vadiko foana no mandidy sy manapaka, nampirafy koa izy taloha. Ary nikasi-tanana amiko. Mety ho gaga enareo hoe lhl tsy misy saina ngambany? Fa izao dia niezaka foana ny ahatsara sy surmonté izany problème rehetra izany....taty aoriana aho, nahita vhv tena mifanaraka amiko ara tsaina. Ary izy dia tantaraiko sy mafatatra ny fiainako rehetra. Mi-comprendre izy, ary manampy aho foana, ary mandefitra amiko foana. Tsy maivan-doha aho akory fa mba lasa saina hoe: t hiaraka amin'io vhv io aho, kanefa efa 3 ny zaza! Possible mba hanana fianana tsara ho ahy ve izaho? Sa aleo izany mampijaly tena noho ny fitiavana Anjanako telo kely? Misaotra mialoha.

Par : Mahonena
Tena mahonena ianao ry namana
Tena mahonena ianao ry namana, ny fanambadiana marina fa fiafiana, kanefa kosa tsy fampijalina tena
Par : Tohero
Rehefa itanao fa mapijaly
Rehefa itanao fa mapijaly anao ny fanambadiana dia jereo aloha ny mety hoavin'reo zanakao raha miala am vadinao ianao!
Par : Matoky
Hoy ianao oe hatramze ny
Hoy ianao oe hatramze ny vadinao no manapaka sady mikasi-tanana anao, rehefa tianao hitsahatra ny fahorianao dia tohero amzay izy , ary am fomba entitra, rehefa toherinao tsy hanao ratsy intsony izy ts maintsy manaiky, nefa kosa raha toa ka izy indray no mitaky fisarahana amzay d aleo iz andeha , fa efa ts mety aminy intsony ianao no dikan'izany !
Par : Tsotra
Rehefa ts mety fehezina sy ts
Rehefa ts mety fehezina sy ts manaja anao ny vadinao dia faizo, aza omena droit intsony am zavatra rehetra! ataovy tsapany fa raim-pianakaviana enao ary mpitondra fa ts hoentina!
Par : Falia
Vadinao efa napirafy nef mbl
Vadinao efa napirafy nef mbl niaretanao, nefa raha ianao no manao izany sur fa tong d ialany mihitsy! mandraisa fanapahan-kevitra entitra ary diniho izay mahasoa anao sy ny zanakao
Par : John
Misaotra anareo! Mbola
Misaotra anareo! Mbola misalasala aho. Ary fantatro fa izaho irery ihany no afaka manapa-kevitra farany. Ny hevitra maro matakatra lavitra. Ilay zaza no tena mampalahelo. Ho hitako eo. Misaotra betsaka

Ajouter un commentaire

12 + 2 =
Trouvez la solution de ce problème mathématique simple et saisissez le résultat. Par exemple, pour 1 + 3, saisissez 4.