Vous êtes ici

Bonjour daholo,naika mb hanotany ah oe inona no tokony ataoko.ilay rafozam-baviko dia miantso "neny" fona rehefa miresaka am ilay zanako.ny zanako dia 7 mois zao.efa noteneniko izy oe ataovy bebe na mamie f aza atao neny zany wa.ok ozy nefa rehfa mba mampiresaka an ilay zanako izy dia neny fona.avy aty am neny.zanaky neny...sns marary ny foko...hoteneniko ve izy sa ahoana? Misaotra mamaly

fiber_manual_record non identifié
Dernière visite: Il y a Jamais
A rejoint: juin 13, 2018
hoteneniko ve sa ahoana
Ny renibenay dia antsoinay hoe Neny ary reninay antsoinay hoe Mama
Tsy misy ny olana
fiber_manual_record non identifié
Dernière visite: Il y a Jamais
A rejoint: juin 13, 2018
hoteneniko ve sa ahoana
Raha mitaiza ny zanakareo izy dia mila mitandrina ianao mba tsy hananany tendance haka ny toeranao.
Mila miteny indraindray mba hampazava ny resaka, indrindra raha efa nilaza taminy ianao fa tsy tianao izy antsoin'ny zanakao hoe neny nefa mamie @ zafikely hafŕ
Nefa mbola manohy ny ataony ihany

Misy karazan'olona vicieux sy manipulatrice ka raha ilaina ny hentitra rehefa hita hoe mi provoquer sy mandrangitra.
Fomba matotra sy mihaja fotsiny iresahana
fiber_manual_record non identifié
Dernière visite: Il y a Jamais
A rejoint: juin 13, 2018
hoteneniko ve sa ahoana
@lafiny iray dia marina fa neny daholo ny havana (nenibe, nenitoa, neniraivo, nenifara) ka tokony tsy haninona

fa raha @toeranao ianao tsy eo mataiza matetika an'le zaza dia misy ambadika hafa, satria : hihevitre @subconscient-ny le zaza any ao
fiber_manual_record non identifié
Dernière visite: Il y a Jamais
A rejoint: juin 13, 2018
hoteneniko ve sa ahoana
PJ>Aza maka lagy amin zany, ovay ho maman ny fiantson'ny zanakao anao.
tsy ho reniny roviana iny fa aza matahotra, ny anao ataovy hoe avia aty amin i maman.
ra toa moa izy miteny oe maman ndray kou dia hafa zay. omeo ny sahaza azy.hahaha
aza miady amin ny rafozana amin ny zavatra kely ohatr zany fa mbola ela no hiarahanareo fa tsy hoe heritaona na enim bolana.
fiber_manual_record non identifié
Dernière visite: Il y a Jamais
A rejoint: juin 13, 2018
hoteneniko ve sa ahoana
De gaga @ Raolombelona aho fa de fiainana efa sarotra ity mbola hasarotina ihany. Ianao ary milaza fa izy no mitaiza azy ka inona no olana amin'izany?

Ho anay manokana aloha ny zafikely rehetra de tsy misy miantso Bébé,izany fa Neny na Mama no nahazatra an'izy rehetra, tsis ny olona fa vao maika aza mahafinaritra ny mihaino an'izany, samy @ fisainany tokoa ny olona Ka!Vehivavy no manoratra
fiber_manual_record non identifié
Dernière visite: Il y a Jamais
A rejoint: juin 13, 2018
hoteneniko ve sa ahoana
Ny anay zao ny zanakay miantso ny mamanay hoe Neny dia inona ny olona mahafinaritra aza maheno ny ankizy miantso ny reninao hoe Neny fa tsy @ anarany

Io koa rehefa ratsy ny ao antin'ny loha dia raisina ratsy daholo izay ataon'ny olona fa rehefa tsy maka lagy dia raisina fitiavana fotsiny izany dia vita


Andramo Raiso fitiavana dia ho hitanao fa ho mora ny fiainanao ,ny olona matory ery la réunion kely aza tsy maka lagy ko zay zavatra tsisy dikany izany avy dia asiana olana sy hanoratana pejy be,koa raha olana grave be no izany tsy ho loza!

Ny renibe manome fitiavana anjanakao koa ve dia atao olana dia avy eo indray dia hoe manana olana @ rafozako aho e patati patata ,otrany hoe sarotra be ny manadray izany ho fitiavana tsotra fotsiny ,ny zaza nga tsy ho lehibe ka tsy ahafantatra hoe ty mama sy bebe ihany izay mot 1dia efa hita mampimenomenona mirary anao mba tsy ho sendra ny olana gravy noho izany @ ty fiainana ranomasina manonja ty
fiber_manual_record non identifié
Dernière visite: Il y a Jamais
A rejoint: juin 13, 2018
hoteneniko ve sa ahoana
namaky ela mihitsy aho vao tonga saina hoe ay ve mety ho olana be izany e? ny reniko "neny" no fiantsoko azy ,naheno izany ny zanako dia neny ihany ko no iantsony azy . tena tsy nandalo iray minitra tato an tsaiko mmihitsy hoe hifangalatra fitia . fa "maman" no ataoko iantson janako ahy .

tsy aleonao ve izay toy izay hoe ts rarahin mihitsny ny zanakao .Hitako hoe fitiavana ilay izy ,ka izy ihany koa aza no mitaiza azy ko ...
fiber_manual_record non identifié
Dernière visite: Il y a Jamais
A rejoint: juin 13, 2018
hoteneniko ve sa ahoana
Tu cherches des problemes la ou il y en a pas ma pauvre,
fiber_manual_record non identifié
Dernière visite: Il y a Jamais
A rejoint: juin 13, 2018
hoteneniko ve sa ahoana
BJR,izay aho vao afaka namaly, ok merci am torohevitra,bref tsy misy olana izany ka aleo atao an'izay neny izay. bisous b ho anareo
fiber_manual_record non identifié
Dernière visite: Il y a Jamais
A rejoint: juin 13, 2018
hoteneniko ve sa ahoana
Dia gaga aminb'ireto olona rehetra ireto aho marina.

Izaho manokana aloha, tsy hoe misintona lakolosy fa tena tsy mahazaka an'izany e. Raha ny olon-drehetra ve no antsoin'ny vadinareo hoe "chéri" dia tsy maha-saropiaro anareo? Mitovy izany satria resaka fitiavana sy toerana am-po lay resaka.

Tonga dia notsoriko fa izaho niteraka no atao "NENY" ny sisa mety daholo zay anaovany azy.Tsy izy olona hafa no handeha handamina ny toerana ao am-pon'ny zanako, en plus izy no tadiaviny hatao lohalaharana.

Samy manana ny toerany io e, aoka tsy hifangalatra.

Pages

Ajouter un commentaire

2 + 9 =
Trouvez la solution de ce problème mathématique simple et saisissez le résultat. Par exemple, pour 1 + 3, saisissez 4.