Vous êtes ici

Bonjour daholo,naika mb hanotany ah oe inona no tokony ataoko.ilay rafozam-baviko dia miantso "neny" fona rehefa miresaka am ilay zanako.ny zanako dia 7 mois zao.efa noteneniko izy oe ataovy bebe na mamie f aza atao neny zany wa.ok ozy nefa rehfa mba mampiresaka an ilay zanako izy dia neny fona.avy aty am neny.zanaky neny...sns marary ny foko...hoteneniko ve izy sa ahoana? Misaotra mamaly

fiber_manual_record non identifié
Dernière visite: Il y a Jamais
A rejoint: juin 13, 2018
hoteneniko ve sa ahoana
Anenenanao io mitady ady amin NY rafozana io aorina ao.
fiber_manual_record non identifié
Dernière visite: Il y a Jamais
A rejoint: juin 13, 2018
hoteneniko ve sa ahoana
Ny anay ny nahazatra anay dia maman'ny mamanay antsoinay oe neny dia dada ny dadabe fa ny RAD papa s maman. Mety tsy naninona an'i mamanay nga le izy satria reniny ihany no natsoinay ohatra an'io.

Taty aoriana efa nisy zafiafy ny bebeanay fa mbola neny sy dada iany no fiantsona azy ireo.

Ny hevitro raha tena tiany ilay oe neny dia ataovy oe nenibe izy e! Neny iray iany dia izay niteraka ny zanaka refa manakrary fo aleo teneniny sy tsorina e .
Par : NISOA
Nenay ary ny rafozam-baviko
Nenay ary ny rafozam-baviko "mama" no fiantso azy fa hatramin'ny zafiafiny mbola miantso azy "mama" tsitako izay olana amin'izany.
Par : FARA
Mampihomehy mampalahelo ianao
Mampihomehy mampalahelo ianao fa sarom piaro.Zo anao izany .Fa izao rehefa miresaka amin ny zanaka na zafikely na ankizy zanak olona tsotra tsy misy ifandraisana amin ny fianakavianao ary , ka tianao ilay zaza dia matetika miteny hoa "avia ary aty ny zanako, avia aty amin ny neny, avy aty ilay masiso keliko...Fomba hanehoana ny fitiavana daholo izany ka raha ho tapahinao amin ny filazana azy hoe izaho ihany no mahazo miteny hoe "neny " dia mampalahelo be fa na ny handray sy hiresaka amin ity zafikeliny ary izy dia tsy ho sahy intsony.Tsy mampiova ny fitiavanao ny zanakao ny filazany izany !! Raha ho bedesina daholo ity olona mamangy anareo ka milaza fa Neny dia ho reraka eo.
fiber_manual_record Soa3
Dernière visite: Il y a 1 year 2 months
A rejoint: septembre 19, 2018
Tsy maintsy sarotiny retsy ah
Tsy maintsy sarotiny retsy ah, teneno fa aza avela fotsiny amin'izao
fiber_manual_record Toky
Dernière visite: Il y a 9 months 3 weeks
A rejoint: octobre 26, 2018
Aza avela hanao izay tiany
Aza avela hanao izay tiany izy fa zanakao ne io e!
Par : nouks
commentaire *le rafozana v
commentaire *le rafozana v zan d otrzan mits f nena ko matsravina a mitsy, nenay ko mo tokana me lelah d mb mtsinjo ian sod akarar FO az râ o ferana amzany izy nf mb marar ian ko .

Pages

Ajouter un commentaire

3 + 1 =
Trouvez la solution de ce problème mathématique simple et saisissez le résultat. Par exemple, pour 1 + 3, saisissez 4.