Vous êtes ici

Ahoana ny fomba fikajiana ny H.S sy ny indemnité de préavis?

Par : Anonymus
Raha hiala ianao dia ny RH ao
Raha hiala ianao dia ny RH ao aminareo ihany no manao ny kajy Solde de Tout Compte. Ny indemnité de préavis indray dia tsy azonao raha tsy ilay orinasa no manajanona anao amin'ny asanao, 3 mois de salaire io compensation io matetika
Par : haler
Hametraka demission aloha
Hametraka demission aloha ianao sa ny mpampiasa no manajanona anao?
Par : Basile
Salama tompoko, miala tsiny
Salama tompoko, miala tsiny mijapy train Raha mametraka démission dia inona avy no azo (7 taona niasana) ? Raha ny mampiasa kosa no manala ohatra économique dia inona avy no azo ? Tsy cadre fa mpiasa tsotra. Mankasitraka anareo manampy
Par : map_mora
Fa tsy hatokisanao ilay agent
Fa tsy hatokisanao ilay agent comptable anareo ? Maka ary inspecteur de travail miaraka aminao any am-piasana eh ! tapitra

Ajouter un commentaire

15 + 4 =
Trouvez la solution de ce problème mathématique simple et saisissez le résultat. Par exemple, pour 1 + 3, saisissez 4.