Vous êtes ici

Salut daoly! Mba mangataka torohevitra avy aminareo tompoko fa very hevitra e! dadanay vao avy nivoaka ny hôtpital 1 volana rampitso.Voan'ny hypertension arterielle pulmonaire.Vola be no laninay t@ zaany.Ny mamapalaelo nefa de mbola tsy retabli tsara foana izy h@ zao.REradreraka foana.Nisy fotoana saika oe entina iverina any @,hôpital ndray nefa le vola itondrana azy eny no tsy misy ka sao mba mahita evitra @ fitsaboana gasigasy nareo eto.Ny tena mahavoa azy ko de zara fa misakafo izy nefa mba efa miezaka izahay manao laoka tsara ho azy + voankazo sy produits laitiers fa le vary mintsy no tena tsy tiany.Isaorako betsaka nareo zay mamaly.Marihikko fa izy de ol efa leibe satria 80 ansfa zahay zanany de maniry mafy ny mbola haha ela velona azy.Veloma daoly de bonne journée ô!

Ajouter un commentaire

9 + 9 =
Trouvez la solution de ce problème mathématique simple et saisissez le résultat. Par exemple, pour 1 + 3, saisissez 4.