Vous êtes ici

Ho hampiharina @ coupe du monde sy any @ fifanintsanana ao @ ligue 1 manaraka ny arbitrage video. Izany dia mety ampiasana ao aorianan?ny baolina maty, @ fotoana hitsofan?ny mpitsara penalty, rehefa manome avy hatrany karatra mena ny mpitsara, ary hanitsiana raha tena nanao fahadisoana marina ny mpilalao voasazy iray.Raha raisintsika fotsiny ny lalao omaly sy afak?omaly dia lasa resa-be ny fanapahan-kevitra noraisin?ny arbitre raha tsy hilaza ny baolina hors jeu izay matin?i city sy ilay penalty tokony nomena azy ireo t@ fahadisoana t@ Aguero ary ilay penalty omaly hariva izay mampiady hevitra.Arak?ireo dia toa ilaina ny arbitrage video, kanefa ao ireo milaza fa hamono ny kitra ity fomba vaovao ity. Satria dia ho tapatapaka matetika ny lalao, fa manin?inona hoy ny sasany raha manofana mpitsara tena mahay ? Anisan?ny efa nankafizana ny kitra h@ izay ny fahadisoana isan-karazany, ary ny kitra dia fanantanjahan-tena misy kisendrasendra foana ary tsy azo ivalozana ny fanapahan-kevitrin?ny mpitsara izay tsy mahita sary famerenana koa man?inona no halaina aminy izany maha-izy azy ny kitra izany.Ahoana ny hevintsika ?

Par : sésé
Tsisy spontanéité intsony @
Tsisy spontanéité intsony @ io vidéo io, sady manorisory marina lay hoe maty tsy maty, penalty tsy penalty tssss. mampalahelo ny arbitre fa ohatran'ny tsy misy ilàna azy izany tssss.
Par : Rakotovazah
Raha za aloha dia mety lay
Raha za aloha dia mety lay izy, betsaka ny cas efa hitantsika raha tsy hiresaka afatsy mondial, MBA hialana @ lay oe arbitre mangalatra e sns sns .....
Par : Rainiboto
Fa mbola mason'olombelona no
Fa mbola mason'olombelona no mijery ilay video, mbola olombelona no mandray décision.Mbola hita taratra ihany koa ny discrimination raciale. cf match Nigéria/ match Sénégal
fiber_manual_record Anselme
Dernière visite: Il y a 3 years 7 months
A rejoint: octobre 26, 2018
Tena ilaina ilay izy satria
Tena ilaina ilay izy satria manala ny fifandirana misy eo am mpilalao sy ny mpijery Tsisy adi hevitra!

Pages

Ajouter un commentaire

11 + 8 =
Trouvez la solution de ce problème mathématique simple et saisissez le résultat. Par exemple, pour 1 + 3, saisissez 4.