Vous êtes ici

Salama.
Tena tafateny 'tsy tia maizina anao aho' ilay vady. Reheefa misy tsy mifanaraka amin sainy dia hatezerana sy feo miakatra no hany ataony. Ahoana 'o ahalalana fa voan ody gasy TSY TIA MAIZINA izy ary inona no antidote tsy misy revers. Misaotra.

Par : anonyme
tsy voan ody gasy izy fa
tsy voan ody gasy izy fa ianao no tahaka n miandr vava latsaka ra zany fitataranao zany, efa zan tatarainao zan oe tezitra, sa ianao ve efa naheno olona tezitra ka nteny oe tiko enao
Par : tatape
Tsy hitako izay hidiran ny
Tsy hitako izay hidiran ny ody gasy @ zany. Normale zany reaction any izany. Mbola mpivady vao angaha ianareo ?
Par : Anonyme
Zaho tsy hoe tsy mino ny
Zaho tsy hoe tsy mino ny fisian ny ody gasy fa ny fijeriko azy dia manana fantasme 'isé dia tsy mety tanteraka miaraka aminao ialy izy. Omeo sexe hard, Na plan à 3, Na candaulisme ... Fa hiova tanteraka izy. Assuré à 100%. Fa mila fantatra ilay fantsame

Ajouter un commentaire

7 + 7 =
Trouvez la solution de ce problème mathématique simple et saisissez le résultat. Par exemple, pour 1 + 3, saisissez 4.