Vous êtes ici

Vehivavy 40 ans manambady sy zanaka. Ef somary lehibebe vao nanambady ary mbola zandriko ny vadiko. Voadonam-pitiavana aho no antony. Volana vitsivitsy niarahana izahay dia nivady. Nanana olana tam rafozana aho fa toa izay teneninn'izareo no ataony, mahavita mandainga mihintsy. Tsapako tsy dia tena miaina izany hoe fitiavana izany aho ao anatin'ny tokantrano ary betsaka ny zavatrvataon'ny vadiko no mahakivy ahy fa dia nandefitra sy tsy niteny na dia misy zavatra mahatezitra aza. Izy koa tena tsy miraharaha mihintsy na itany mitomany sy tezitra aza aho. Tsy dia manao firaisana izany izahay satria tsy mahay miatsar-velatsihy aho ary lasa tena tsy tiako raha vao mikitika ahy izy. Noho ny antony tsy fantako ary mampanontany tena ahy dia nihaona tamin'ilay olona izay nahavoadoana ara pitiavana ahy aho. Efa samy manana tokantrano izahay. Lasa niresaka matetika izahay ary toa nifoha indray ilay fitiavana, lasa nifankatia kokoa aza. Inona no tokony ho ataonay fa lasa tena niverina mihoatra lavitra noho ny taloha izahay. Io olona io no saika ho vadiko. Misaotra

Par : Anonyme
Aleo hono tiavina toy izay
Aleo hono tiavina toy izay mitia. Mbola hijaly lavitra noho izao zavatra mahazo anao izao ianao raha miverina amin'io olona efa nanimba anao voalohany io. Ary dia mbola voafandriny fanindroany indray ianao raha izao zava-misy izao ary ho votsi-droa.
Par : 27.07.2020
Salama.
Salama. Zaho manokana dia milaza fa sarobidy ny tokantrano ka tsy mety raha simbaina. Tandrovy toy ny anakandriamaso mba tsy ho rava. Eo anilan'izay, miala-tsiny zaho milaza zao manaraka izao, aleo lavitra misafidy olonkafa mihitsy zay mety afaka manampy na manohana anao amin'ny lafiny hifandraisanareo. Indrindra manarina ara-tsaina Hevitra ihany zany fa tsy voatery ho marina.
Par : 27.07.2020
Salama.
Salama. Zaho manokana dia milaza fa sarobidy ny tokantrano ka tsy mety raha simbaina. Tandrovy toy ny anakandriamaso mba tsy ho rava. Eo anilan'izay, miala-tsiny zaho milaza zao manaraka izao, aleo lavitra misafidy olonkafa mihitsy zay mety afaka manampy na manohana anao amin'ny lafiny hifandraisanareo. Indrindra manarina ara-tsaina Hevitra ihany zany fa tsy voatery ho marina.
Par : namana2
Azoko b ny zavatra iainanao
Azoko b ny zavatra iainanao,indrindra rah zokiny ny vhv ao anaty tokantrano,voaporofo ara-tsiansa mantsy fa ny vhv dia matotra kokoa mihoatra nohon'ny lhl.Tsy itovy fomba fijery sy tanjona mihitsy ianareo ra ny fahazahoako azy,ary lasa manimba ny fitiavana sy ny fifandraisana am maha mpivady zany.E zany izy hoe mbola zay tenenin RAD no arahany,tsy tapaka tadimpoitra lay vadinao ka lasa manahirana na ny mitondra azy aza ao anaty tokantrano;Mila maka re******* kely ianao andinihanao ny zava-misy eo am fiainanao,vitanao v ny hiaina amin'izao foana sa mbola azo antenaina arenina ihany ilay tokantrano,aza maka hevitr'ol mits aloh ao anatin'io re******* io fa enao mants n miaina az ao fa ts ny ol. Rehefa fantatrao zay zavatra ilainao s mety aminao dia manapaha hevitra,ary qlq soit ny fanapahankevitrao d assumeo; Tsara raha olona neutre no alainao namana eo am fiainanao fa ts olona nananao histoire taloh,manimba b ny fomba fijerinao ny tokantranonao io ary hanimba koa n fitiavanao ka aleo manao namana ts mahalala zay momba anao mihitsy hakana hevitra.
Par : Anonyme
Bla bla à la malgache !
Bla bla à la malgache ! Rehefa hita fa tsy tafa ,tsy mety dia adaboy any ,misaraha ,ce n'est pas une fatalité ! Ny olana sady tsy hanao RS no tsy ifanraka nefa sady tsy an-tany no tsy am-parafara .Raha nety ny anareo sy ilay sipanao taloha naninona no tsy nivady ? Enao anie izany tena lasa fanalan'andron'i lery sady latsa paka aminy moa izy efa casé ,mba misia saina e ! Aleo aza votsi -droa sao lasa ataon'ilay sipanao kilalao fotsiny ka handeha hiantona hamono tena. N'inona n''inona ny fitiavanao an'ilay sipanao taloha izay efa nanambady ,olona namadika anao izy .Resak'etotra ny ambiny après ,.....Tokan-trano pour la forme izany nefa tsy heueuse koa tsy raha tsy tafa tsy hifanaraka ianareo sy ilay vadinao izao lasa fiaraha monina fotsiny ,tsy izay ny atao hoe fanambadiana satria sinon tsisy construction ensemble. .
Par : Befilahiana
Dia izay izany koa ,ilay
Dia izay izany koa ,ilay olona namitaka anao toa lasa niverina ary hoe vao maika lasa mafana be ny fifandraisanareo ;koa izao no izy e ,Aza miraharaha izay hataom badinao ,modia fanina hatrany fotsiny ,tsinjovy ny zanakareo sy ny toka,trano ,fa rehefa mamba iny ianao dia tonga dia tairo le ex hoe ,ndao isika haka chambre ,dia ohatran'izay hatrany .,mino aho fa any aminy ianao no hahazo fy tsara sy tamby ,Aza manantena ny ho avy aminy akory ,fa hataovy toy ny rehetra fanalana azy e ,ianao moa ve ho hatoro izany .

Ajouter un commentaire

1 + 0 =
Trouvez la solution de ce problème mathématique simple et saisissez le résultat. Par exemple, pour 1 + 3, saisissez 4.